Fanaka Ts'Art

Fanaka Ts'Art Izahay dia manao ny asa rehetra mombany metallique ary vonona ny anome fahafampo ho anao

Salama dhl tompoko. Izahay d manao ny asa rht mombany vy sy hazo. Toy ny *table , etagere, porte chaussure, porte ceintr...
23/11/2022

Salama dhl tompoko. Izahay d manao ny asa rht mombany vy sy hazo. Toy ny
*table , etagere, porte chaussure, porte ceintre, chaise, fenêtre, protection, porte , sns
Afaka mandefa mp avy hatrany na miantso 0348706781
Lieu ambatobe

Salama dhl tompoko .Mba izara kely ny asa vitanay zahay , mbl betsaka f reo alou no misy .Afaka manao commande iany ko t...
30/10/2022

Salama dhl tompoko .
Mba izara kely ny asa vitanay zahay , mbl betsaka f reo alou no misy .
Afaka manao commande iany ko toy ny
*table :basse, haute, rong, carré, burreau
*etagere simple , avec tirroire ,…
*porte chaussure 👢, porte ceintre,…
*porte 🚪, fenêtre, protection ,…
*chaise 💺:haute,…
Ra mahalina anao d afaka mandefa mp aty aminay na miantso 0348706781
Lieu ambatobe .mankasitraka tompoko

Address

Ambatobe
Antananarivo

Telephone

+261348706781

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaka Ts'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category