i-vita Immobilier

i-vita Immobilier Lotissement/Résidence a vendre

VITA 'lay N💙FIK🥰

Vita 'lay nofiko🙏🤝🫶🔥💯
05/09/2026

Vita 'lay nofiko🙏🤝🫶🔥💯

30/08/2026

'lay nofiko 🫶🤞🙏🔥💯

Rêver, c'est bien. Ouvrir les rideaux sur ce rêve, c'est mieux.Chaque matin, il y a ceux qui rêvent d'un terrain à eux…E...
28/08/2026

Rêver, c'est bien. Ouvrir les rideaux sur ce rêve, c'est mieux.

Chaque matin, il y a ceux qui rêvent d'un terrain à eux…
Et il y a ceux qui, un jour, ouvrent les rideaux — et le voient enfin, juste là, devant eux.

Avec iVita, ce jour peut être aujourd'hui.

Vous êtes loin de Madagascar ? Peu importe. Nous nous occupons de tout, en toute transparence, pour que votre terrain vous attende, prêt, sécurisé, à votre nom.

Ny dingana voalohany dia ny milaza ny nofinao. Ny sisa, ataonay

📍 VitaLayNofiko
👉 Contactez-nous dès maintenant pour transformer votre rêve en terrain réel.

🔴 "Manana Acte de Vente aho, ka azo antoka ny taniko" — DISO BE io.Maro ny Malagasy any ivelany very vola an-tapitrisany...
26/08/2026

🔴 "Manana Acte de Vente aho, ka azo antoka ny taniko" — DISO BE io.

Maro ny Malagasy any ivelany very vola an-tapitrisany satria nino fa ny Acte de Vente irery ihany dia efa fanamarinana ampy ho an'ny tany.

Ny marina: ny Acte de Vente dia mpanamarina fotsiny fa nisy fifanarahana teo amin'ny mpivarotra sy mpividy — TSY midika akory hoe voafaritra ara-dalàna io tany io, ary TSY io no maha-tomponao ny tany.

Raha tsy manaraka ny dingana rehetra hatramin'ny fanoratana ny Titre Foncier, dia mety ho very ilay tany na dia efa nanana Acte de Vente aza ianao.

Ato amin'i iVita, tsy Acte de Vente fotsiny no omenay anao. Miaraka aminao izahay:
✅ Fanamarinana ny CSJ (Certificat de Situation Juridique)
✅ Fanarahana ny dingana ara-dalàna rehetra
✅ Fanoratana ny Titre Foncier — ny fanamarinana feno tokana

📍 Mitady tany azo antoka 100% ara-dalàna manodidina an'i Antananarivo?
👉 Antsoy izahay: 037 37 777 77
iVita — VitaLayNofiko

I-Vita, mpiara-miasa amin'ny fampandrosoana sy ny fitaizana ny hoavy ! 🤝🇲🇬Faly izahay ato amin'ny I-Vita nifanandrina sy...
23/08/2026

I-Vita, mpiara-miasa amin'ny fampandrosoana sy ny fitaizana ny hoavy ! 🤝🇲🇬

Faly izahay ato amin'ny I-Vita nifanandrina sy niara-niasa tamin'ny VAM tamin'ny fizarana fitaovam-pianarana ho an'ireo mpianatra ao amin'ny Kaominina Ambohimanambola (Distrika Avaradrano). 📚✨

Fitaovam-pianarana feno mihoatra ny 5.000 isa no voazara, niarahana tamin'ny DAS (Direction des Affaires Sociales) avy ao amin'ny Fiadiadiana ny Fanavaozana Repoblika ary ny PRMM.

Ny fanohanana ny fampianarana sy ny fiahiana ara-sosialy ny fiarahamonina no antoky ny hampitso tsara kokoa.

⏳ Il est temps d'investir dans votre terrain.Chaque jour qui passe est une opportunité de plus qui s'envole. Le prix d'a...
21/08/2026

⏳ Il est temps d'investir dans votre terrain.

Chaque jour qui passe est une opportunité de plus qui s'envole. Le prix d'aujourd'hui ne sera pas celui de demain — et les meilleures parcelles ne dorment jamais longtemps.

📍 Résidence I-Vita — Lotissement disponible
✅ Sécurisé, titré, viabilisé
📞 Contactez-nous dès maintenant pour une visite au 037 37 777 77

Vita 'lay Nofiko 💙

INONA NO ATAO HOE CERTIFICAT DE SITUATION JURIDIQUE (CSJ) ?Efa nandre ilay teny hoe CSJ ve ianao, fa mbola tsy fantatrao...
19/08/2026

INONA NO ATAO HOE CERTIFICAT DE SITUATION JURIDIQUE (CSJ) ?

Efa nandre ilay teny hoe CSJ ve ianao, fa mbola tsy fantatrao tsara ny atao hoe izany? 👇

Ny Certificat de Situation Juridique (CSJ) dia taratasy avoakan’ny Service des Domaines, izay manome fanazavana momba ny toe-draharaha ara-dalàna amin’ny tany iray.

Ao anatin’izany no ahafahana manamarina, arakaraka ny antontan-taratasy misy, toy ny :

📌 Ny anaran’ny tompony ara-dalàna
📌 Ny référence sy ny Titre Foncier
📌 Ny velaran-tany (superficie)
📌 Raha misy inscription, hypothèque, opposition na olana ara-dalàna mifandraika amin’ilay tany

👉 Raha atao amin’ny teny tsotra, ny CSJ dia toy ny “carte d’identité juridique” an’ilay terrain.

Izany no maha-zava-dehibe azy alohan’ny hividianana tany na hanaovana fifanarahana, satria manampy anao hahafantatra tsara ny toe-javatra ara-dalàna misy amin’ilay tany.

⚠️ Aza maika hividy tany raha tsy mbola nanamarina ny antontan-taratasy sy ny situation juridique-ny.

Ao amin’ny iVita Immo, isan’ireo fanamarinana ataonay ny fijerena ny antontan-taratasy ara-dalàna alohan’ny hanolorana terrain anao.

📞 Mitady terrain azo antoka ara-dalàna ? Antsoy izahay : 037 37 777 77

Vita Lay Nofiko — satria ny nofinao dia tokony ho voaro amin’ny porofo, fa tsy amin’ny fanantenana fotsiny.

🏡 VOTRE TERRAIN PEUT DEVENIR LE DÉBUT D’UNE NOUVELLE VIE.N’achetez pas simplement un terrain… investissez dans votre ave...
16/08/2026

🏡 VOTRE TERRAIN PEUT DEVENIR LE DÉBUT D’UNE NOUVELLE VIE.

N’achetez pas simplement un terrain… investissez dans votre avenir. 🌱

Imaginez votre famille dans un environnement moderne, sécurisé et pensé pour votre confort : une belle maison, des espaces agréables et une communauté où il fait bon vivre. ❤️

Avec i-Vita, votre projet immobilier prend une nouvelle dimension.
✨ Un terrain aujourd’hui
🏠 Une maison demain
👨‍👩‍👧‍👦 Un patrimoine pour votre famille

Investissez dans une ville nouvelle. Construisez le futur que vous méritez.

📩 Contactez-nous dès maintenant pour découvrir les opportunités disponibles chez i-Vita.

🏡 LOTISSEMENT IMERIKASININA — Construisez aujourd'hui le futur de votre famille.Un terrain, ce n'est pas qu'un investiss...
14/08/2026

🏡 LOTISSEMENT IMERIKASININA — Construisez aujourd'hui le futur de votre famille.

Un terrain, ce n'est pas qu'un investissement. C'est l'endroit où vos enfants grandiront, où les souvenirs se construiront, où votre famille prendra racine. 🌳

📍 Imerikasinina : un cadre calme et verdoyant, à portée de main
Terrains sécurisés et viabilisés
Accès facilité
Accès facilitéet pensé pour les familles qui pensent long terme

Le bon moment pour investir, c'est maintenant — pas dans 5 ans quand les prix auront changé.

📞 Contactez-nous dès aujourd'hui pour visiter le lotissement et réserver votre terrain.
👉 037 37 777 77

🧐 Inona no atao hoe KARATANY ?Ny Karatany, na Certificat Foncier, dia taratasy ara-dalàna manamarina fa manana zo amin’i...
12/08/2026

🧐 Inona no atao hoe KARATANY ?

Ny Karatany, na Certificat Foncier, dia taratasy ara-dalàna manamarina fa manana zo amin’ilay tany ny olona iray.

🌱 Inona no ampiasana azy?
Manaporofo ny zo amin’ilay tany
Miaro amin’ny fifanolanana momba ny fananan-tany
Manamora ny famindrana na fampiasana ara-dalàna ilay tany
Manome fiarovana bebe kokoa ho an’ny tompon-tany

⚠️ Tsarovy :
Ny fananana tany dia tsy ny fananana toerana fotsiny, fa mila taratasy manamarina ny zo anananao amin’izany tany izany.
🏡 Tany voaaro = Fananana voaaro.

I-VITA — Vita 'lay Nofiko

Address

Tanana Vaovao I-VITA AMBOHIMANAMBOLA
Antananarivo
103

Telephone

+261347085632

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when i-vita Immobilier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category