Aja mikoragna

Aja mikoragna AJA MIKORAGNA 🇲🇬
éducation
Loisirs
Amitiés
échange

Ny anio 26/07/26Mafinaritra ♥️
26/07/2026

Ny anio 26/07/26

Mafinaritra ♥️

19/07/2026

Mikoragna ony eeee😁🤩🥰
Aja mikoragna Ambolokandrina ANTANANARIVO 🇲🇬

Tiako reo an♥️

19/07/26Ny anio nay ato Aja mikoragna 😍UNIS POUR L'AVENIR DES ENFANTS Tena hoe misinda ny arerahana refa miaraka amin'ir...
19/07/2026

19/07/26
Ny anio nay ato Aja mikoragna 😍

UNIS POUR L'AVENIR DES ENFANTS

Tena hoe misinda ny arerahana refa miaraka amin'ireto zanako reto ♥️

Iza avy avy ary le mbola te hanampy anay reny e☺️

Raisinay antan'andro daholo izay foinareo an 🌹
Mankasitraka indrindra 🙏

Tiako reto zanako reto an🥰🇲🇬Na de tsy salama ary fa tsy maintsy zay 😍 Ho anareo izay mbola te hanampy any ,de mbola mand...
12/07/2026

Tiako reto zanako reto an🥰🇲🇬
Na de tsy salama ary fa tsy maintsy zay 😍

Ho anareo izay mbola te hanampy any ,de mbola mandray ireo fanomezana foinareo izaha atoAja mikoragna
Na lamba
Na kiraro
Na sakafo tsy mora (biscuits 🍪...)

UNIS POUR L'AVENIR DES ENFANTS 🇲🇬
Ny androany 12 /07/26

Ny omaly nay🥰Aja mikoragna ANTANANARIVO AMBOLOKANDRINA 🇲🇬Ndao hiaro an'ireo AJA MALAGASY miaraka Aja mikoragna .
06/07/2026

Ny omaly nay🥰
Aja mikoragna ANTANANARIVO AMBOLOKANDRINA 🇲🇬

Ndao hiaro an'ireo AJA MALAGASY miaraka Aja mikoragna .

Ndao hiaro ireo AJA MALAGASY 🇲🇬 Aja mikoragna
06/07/2026

Ndao hiaro ireo AJA MALAGASY 🇲🇬
Aja mikoragna

Mbolatsara jiaby 😊 Nafinariratra ny fiarahana voalohany 🥰Ireo ankizy ato Aja mikoragna mikoragna Ambolokandrina, mianatr...
28/06/2026

Mbolatsara jiaby 😊

Nafinariratra ny fiarahana voalohany 🥰

Ireo ankizy ato Aja mikoragna mikoragna Ambolokandrina, mianatra français parlé miaraka Eutro-Taminga .

Mitohy hatrany ny asa social 🇲🇬

Mankasitraka indrindra ho an'ireo izay efa nanampy ary misaotra sahady ho an'ireo mañana eritreritra mbola hanampy anay.

Aja mikoragna ANTANANARIVO, AMBOLOKANDRINA 🥰

☎️:0347475705

Efa vonona tsara ve ianareo rankizy 🥰 Ho an'ireo izay nanoratra anaran an, rampitso @ 2h à 3h ny fotoana .Fianarana fran...
27/06/2026

Efa vonona tsara ve ianareo rankizy 🥰
Ho an'ireo izay nanoratra anaran an, rampitso @ 2h à 3h ny fotoana .

Fianarana français parlé maimaimpona ,izay hiarahanEutro-Taminga .

Toerana : TETEZANA AMBOLOKANDRINA Aja mikoragna , UNIS POUR L'AVENIR DES ENFANTS 🇲🇬

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🌹 Indrindra ho an'ireo AJA MALAGASY 🇲🇬Aja mikoragna
26/06/2026

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🌹

Indrindra ho an'ireo AJA MALAGASY 🇲🇬
Aja mikoragna

FALY IZAHAY REFA FALY IANAREO RANKIZY 😍Tena hoe satry izara fona 🌹Isaorana:- ianareo mpiara- miasa rehetra              ...
25/06/2026

FALY IZAHAY REFA FALY IANAREO RANKIZY 😍

Tena hoe satry izara fona 🌹

Isaorana:- ianareo mpiara- miasa rehetra


-ireo rehetra nanampy sy izay mbola hanampy 🥰

Mankasitraka indrindra re tompoko o.

TENA HOE MAMY ANIE ZANY eee.
Nisy ihany koa ny fanoratana anarana ho an'ireo ankizy izay vonona hianatra français parlé dia nahazo fampianarana maimaimpona avy Eutro-Taminga .

MIRARY FETY SAMBATRA HO ANTSIKA REHETRA 🇲🇬
Aja mikoragna , UNIS POUR L'AVENIR DES ENFANTS 🇲🇬

Address

Ambolokandrina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aja mikoragna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share