16/05/2026
Mitady trano amidy amin’ny faritra Axe Bypass – Andoharanofotsy sy ny manodidina.
💰 Tetibola : hatramin’ny 40 tapitrisa Ar (200 Million Fmg)
📌 Tsy maninona na tsy tafiditra fiara aza
📄 Fepetra Takina : taratasy ara-dalàna ,tsy manino na mpanera fa mampafantatra aloa fotsiny
🚫 Tsy mandoa droit de visite
Alefaso hafatra miafina na commentaire ny proposition rehetra.