Ikala Kely

Ikala Kely đŸ«§ Where words become art đŸ«§

Et si on parlait de cette douleur du lùcher-prise ...Cette sensation étrange que ça ne fait plus de bien et ça fatigue.U...
11/09/2026

Et si on parlait de cette douleur du lĂącher-prise ...
Cette sensation étrange que ça ne fait plus de bien et ça fatigue.
Une lutte silencieuse entre ce qu’on ressent et ce qu’on sait,
entre l’attachement et la luciditĂ©, entre l'illusion et la rĂ©alitĂ©.

Et si on parlait de cette douleur oĂč le cƓur s'accroche encore,
L'espoir qu'avec un peu plus de temps et un peu plus d’efforts,
ça ira peut-ĂȘtre mieux ...
Mais peu Ă  peu, rester rendra les au revoir encore plus douloureux.

Et si on parlait de cette douleur oĂč il faut simplement arrĂȘter de se voiler la face
Comprendre que c'est la meilleure décision pour ne pas se perdre davantage.

Et si on parlait de cette douleur de devoir partir, mĂȘme si l'on aurait aimĂ© continuer,
Pas par manque d'amour, mais parce qu'amour devrait ĂȘtre synonyme de "paix".

IKALA KELY

09/09/2026

Rehefa sambatra ianao, ampy izay đŸ„č

Hitia ihany ve hono dia tsy izay mitovy firazananaHanambady ihany ve hono dia olona tsy faka taranakaTsy boka hono na ki...
08/09/2026

Hitia ihany ve hono dia tsy izay mitovy firazanana
Hanambady ihany ve hono dia olona tsy faka taranaka
Tsy boka hono na kilemaina ka dia hietry voninahitra
Ny tsy mitovy volon-koditra hono tsy afaka miaraka

Isan'andro vaky izao ato efa mandeha foana ny levilevy
Ny esoeso hoe "tsy zazakely ianao ka tsy azonay terena"
Hoe tompon-tsafidy aho saingy kosa raha hanambady azy
Dia intsony tsy tokony hievitra fa zanak'izy mivady ...

Dia ahoana ary ny atao,
Hotohizana sa hofaranana ny fiarahantsika sy ianao ?

IKALA KELY

Maro ny namanao fa nisy anankirayNamanao akaiky, tena nifandrayNahalala izay rehetra momba antsikaMpandamina rehefa misy...
06/09/2026

Maro ny namanao fa nisy anankiray
Namanao akaiky, tena nifandray
Nahalala izay rehetra momba antsika
Mpandamina rehefa misy disadisa
Fanirakiraka rehefa mampiaraka
Fitantarana olana, fampitan-kafatra

Dia asa ho'aho na ilay isika miady lava
Na ilay namanao tena mahatambitamby
Fa nanjary nahafinaritra ahy ny aminy
Ny endrika sy bika, hehy sy ny sanginy
Dia asa ho'aho fa tena tsy fanahy iniako
Tato ato izay ... ilay namanao lasa tiako

IKALA KELY

Inona no tsy efa vita, inona no tsy efa nataoEfa nikasa hivady fa mbola nisaraka avao ...
05/09/2026

Inona no tsy efa vita, inona no tsy efa natao
Efa nikasa hivady fa mbola nisaraka avao ...

04/09/2026
03/09/2026

FPVM : Fikambanan'ny Poeta Voay eto Madagasikara 😂

Raha ny marina anefa tsy dia rarahian'ny vehivavy Na poeta mahia ialahy na poeta matavyAmpaninona moa izay haben'ny kibo...
02/09/2026

Raha ny marina anefa tsy dia rarahian'ny vehivavy
Na poeta mahia ialahy na poeta matavy
Ampaninona moa izay haben'ny kibonao
Ny zava-dehibe aminay dia ny fahaizanao man ..... manoratra đŸš¶đŸŒâ€â™€ïž

IKALA KELY

01/09/2026

Ataovy maro ny namana, fa iray ihany no itokiso. ◉⁠‿⁠◉

01/09/2026

Misy lalana tsy nosafidiana hodiavina nefa misokatra ho azy eo anoloanao.

Address

Antananarivo

Telephone

+261348523130

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikala Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ikala Kely:

Shortcuts

Share