13/05/2020
🤰🤰🤰🤰Ny vehivavy sy ny fandraharana🤰🤰🤰🤰🤰
⛔️⛔️Ny vehiavy matetika voasokajy ho saranga ambanin’ny lehilahy foana eo amin’ny fiaraha-monina Malagasy, “Vehivavy fanaka malemy”⛔️⛔️.
Sakana iray lehibe ho amin’ny fandrosoany vehivavy eo amin’ny sehatra arak’asa io fomba fisainanana io. Lasa mametra-panontaniana lava ny vehivavy Ho vitako ve????
Dia ahoana ny tokantrano??????
⁉️⁉️⁉️Fantatrao ve fa Tsy voatery manana orinasa goavana be ianao vao azo lazaina hoe mpandraharaha⁉️⁉️⁉️
Inona ary ny sehatry ny fandraharana fantatrareo fa mbola tsy dia maro vehivavy??