19/01/2023
Miarahaba tompoko,
Manao ny asa rehetra mahakasika ny "menuiserie en aluminium" izahay tompoko.
Hitanao amin'ny sary manaraka eto izany rehetra izany tompoko.
Manasa anao hiantso anay amin'ny laharana misoratra ambany na handefa hafatra anay eto amin'ny pejy raha toa ka maniry hahazo fanazavana fanampiny.
Misaotra tompoko!!!