Af topo

Af topo Cabinet de Géomètre Expert Cabinet de géomètre-expert spécialisé en topographie, foncier et cartographie pour vos projets immobiliers et d'aménagement.

Grâce à des technologies de pointe comme le relevé par drone et les nuages ​​de points, nous fournissons des plans 2D et 3D précis et conformes aux normes. Sécurité, rapidité et précision sont au cœur de notre engagement pour garantir la fiabilité de vos projets.

28/01/2026

Fanohizana ny vinan’ny Minisitry ny Fanajariana ny Tany sy ny Raharahan-tany ny amin’ny hanamorana ny fikarakarana ny taratasy tany dia noentina teo amin’ny Filankevitry ny Ministra ny 27 Janoary 2026 ary :

➡️ Nankatoavina ny fampitana am-bava momba ny fanafoanana ny fampiatoana vonjimaika ny fikarakarana ireo fangatahana sy ireo antontan-taratasy ho an’ny fahalaniana paik’andro manome zo (Prescription Acquisitive) sy ny fanamarinana volavolana didim-panjakana mamaritra ireo fepetra fampiharana ny andininy 82 amin’ny didy hitsivolana laharana faha 60-146 tamin’ny 03 Oktobra 1960 momba ny « régime foncier de l’immatriculation »

➡️ Nofoanana ny didim-panjakana laharana faha2025-697 tamin’ny 18 Jaona 2025 mamaritra ny fepetra fananganana ny « Sommier National des Baux » ho famondronana, fitantanana, fanaraha-maso ireo torohay rehetra momba ny fananan-tany mifandraika amin’ny fifanekena hofan-tany natao tamin’ny Fanjakana Malagasy.

⚠️⚠️FITANDREMANA ATAO MIALOHA NY HIVIDY TANY ⚠️⚠️1/ TARATASY ARA-DALANA-Hamarinina tsara ny taratasy misy (titre na kada...
21/01/2026

⚠️⚠️FITANDREMANA ATAO MIALOHA NY HIVIDY TANY ⚠️⚠️

1/ TARATASY ARA-DALANA
-Hamarinina tsara ny taratasy misy (titre na kadasitra)
-Mitovy ve ny anaran’ny mpivarotra sy ny ao anaty titre
-Tsy misy ady ve ilay tany.
-Jerena tsara ny juridique sao misy charges (hypothèque, saisie…)

2/ FEPETRA ARA-PANJAKANA
-Jerena tsara sao tany tsy azo hanorenana
-Jerena sao misy projet na drafitra fanajariana mandalo eo amin’ilay toerana.

3/MAKA GEOMETRE EXPERT
-Mijery ny faritra sy refy marina an’ilay tany hovidiana.
-Jerena ihany koa ny làlana makao amin’ilay tany (voie d’accès na servitude de passage)

Vita izay vao miditra amin’ny acte de vente
⛔️AZA MAIKA MANDOA VOLA⛔️

Izahay eto amin’ny Af topo dia vonona ny hanampy anao amin’ireo dingana rehetra ireo.
Manasa anao hiditra hafatra miafina na miantso tompoko.
Mirary soa daholo

“Nouvelle année – Nouvelle étape – Même mission : aider les projets à se construire sur des bases solides.”2026 commence...
12/01/2026

“Nouvelle année – Nouvelle étape – Même mission : aider les projets à se construire sur des bases solides.”

2026 commence, et avec elle, une nouvelle page pour Aftopo.

Quand on travaille dans la topographie, le SIG et le suivi de projets, on apprend une chose essentielle :
👉 on ne construit rien de durable sur des données floues.

Cette année, notre engagement est clair :
🔹 Fournir des données topographiques fiables et précises
🔹 Aider les bureaux d’études, les particuliers et les ONG à mieux décider
🔹 Accompagner les entreprises, à Madagascar et à l’international

En 2026, Aftopo continue de bâtir des projets sur ce qui compte vraiment :

la précision, la rigueur et la confiance.

Address

Rn7
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Telephone

+261347601253

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Af topo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Af topo:

Shortcuts

Share