04/12/2022
SABOTSY NAMEHANA (Entre Ambatofotsy sy Tsarafara) Raha tia tanana AMBANIMBANY VOHITRA nefa tsy lavitra.
> TRANO 4 tsara kely nefa MORA
»» 40.000Ar sy 50.000Ar ««
1) Efitra 1 ambany Rihana malalaka ( 3m x 4.5m),misy lavarangana kely ka eo no atao ny lakozia,trano vao vita, Jiro,paompy akaiky,tongany fiara sy moto,wc & do**he.
HOFANY : 40.000Ar
2)Efitra 1 ambany Rihana ,Lehibe (3mx3m eoeo),Carreaux + parkex,misy lavarangana kely ka eo ny lakozia na afaka Miaraka @ lakozia koa (miampy ny hofany),ao anaty tamboho,jiro,akaiky paompy,tongany fiara sy moto,wc & do**he.
HOFANY : 40.000Ar.
>3 ) Trano 1 mitokana ( maison basse),Efitra 2 lehibe,mifefy,somary anaty tanana fa tongany moto,TSY MISY jiro (Mampiasa panneaux ianao)akaiky paompy,wc & do**he.
HOFANY : 50.000Ar
> 4 ) Trano 1 mitokana, Efitra 1malalaka ambony + Efitra 1 malalaka ambany , misy lavarangana,Carreaux,somary anaty tanana,do**he sy wc mitambatra,misy Jiro,akaiky paompy.
HOFANY : 50.000Ar.
Sary @ mp ho an'izay TENA LIANA.
» Tanana kely ambanimbanivohatra maresaka ,arrêt bus a 7min ,en sécurité.
» MPANERA : droit de visite 4000Ar,commission 50%.