30/04/2026
Trano ahofa
toerana paraky ouest Mananjara.
mitsofoka 3 minute eo .
Appartement, Azonandro
mifefy tsara.
400.000a tsy mandoa jiro s rano intsoiny ❣️
2 chambre lehibe ferme + cuisine
mety @ mpihanatra satria varavarana tsy mifampiditra,nefa afaka mifampiditra.
misy lavaragana ,
tsy mifidy olona , isa 5 ,6.
wc s do**he ivelany madio , mitabatra.
tonga moto, mety cotier tsara.
misy caution 1/2
droit de visite 5000a commission 50%
033 88 157 28 .0344160927