26/06/2025
Mirary soa antsika mpiray tanindrazana.
Raha ny taona tokoa Dia mendrika no hankalazaina nefa raha ny toe-javatra misy Dia sarotra ny hifaly ny amin'ny fahoriana lehibe hatrehana.
Misaotra ny Tompo mandrakaanefa ny amin'ny zavatra rehetra.
Mirary hankaherezana sy fitrakana antsika rehetra malagasy.
Samy ho tahian'Andriamanitra lalandava