Shop21

Shop21 Page ahitanao entana ilaina amin'ny fiainana andavanandro, manala fahasahiranana, entana mora sy tsara hatrany

💃Pratique bé ity o! 🍀Seza kely mahafatifaty kely, pliable, afaka hatao anaty kitapo na poketra🌲vita am vy matanjaka be, ...
02/09/2026

💃Pratique bé ity o!
🍀Seza kely mahafatifaty kely, pliable, afaka hatao anaty kitapo na poketra

🌲vita am vy matanjaka be, n'y toile vita am bache synthétique matanjaka be mahazaka tanin'andro ela
🌴afaka ampiasaina am zavatra maro polyvalente : hoentina MANJONO, Pique-nique, repose-pieds fakana aina
🌿dimension déplyé
29*17* h29cm
🌾dimension REPLIÉ
23*17*h2cm
poids 585g
🎀PRIX : 23.000Ar 🎀

mandefa any am faritra
0349574801
0372934395

Aiza e!💯Fusil Pro! Fusil Pro!Tsy misy tantaraina fa TOP n'y entana!* vitsivitsy fa izay Tonga aloha ihany no servi mialo...
08/08/2026

Aiza e!
💯Fusil Pro! Fusil Pro!
Tsy misy tantaraina fa TOP n'y entana!
* vitsivitsy fa izay Tonga aloha ihany no servi mialoha.

0349574801
0372934395

Aiza nareo?👌 'ty Ilay nandrasana!!!COUTEAU DE CHEF CHINOIS  🎀" CAIDAO"🎀TOP QUALITÉ 👌MAVESATRA! MAFY! MATEVINA BE!  MARAN...
06/08/2026

Aiza nareo?👌 'ty Ilay nandrasana!!!
COUTEAU DE CHEF CHINOIS 🎀" CAIDAO"🎀
TOP QUALITÉ 👌MAVESATRA! MAFY! MATEVINA BE! MARANITRA BE!

longueur totale 31cm
longueur de la lame 20cm
longueur de la manche 11cm
largeur de la lame 10cm
épaisseur de la lame 2,5mm
POIDS : 500g (antsasakilao bé!❤️)

🍀lame anti adhésive texturée, très coupante idéale pour couper et hacher les viandes mais surtout les os
🍀dotée d'une mitre en BRONZE gravée en forme de vaque qui rend à la fois robuste mais aussi très classe.

Efa ela ianao no niandry azy fa io izy, araraoty ny prix fa hataonay avy dia PROMO
👉PRIX :🙏27.000AR🌹
Mandefa any am faritra. RAHA MAHAVITA PAIEMENT MOBILE MONEY mialoha ianao
0349574801
0372934395

Aiza nareo o! aza tara !🎀SERIE DE MARMITES FAITOUT 🎀Sady tsara qualité bé no mihaja bé ity🍀 Dimensions :20, 22, 24 et 26...
25/07/2026

Aiza nareo o! aza tara !
🎀SERIE DE MARMITES FAITOUT 🎀
Sady tsara qualité bé no mihaja bé ity
🍀 Dimensions :20, 22, 24 et 26 cm
🍀revêtement TSY MIONGOTRA en granit
🍀anti-adhésif (tsy mampiraikitra sakafo)
🍀mora diovina (éponge sy savony)
🍀mandeha 🌹INDUCTION 🌹sy amin'ny fatana rehetra.
🍀couvercle en verre trempé
PRIX PROMO TSY MAMPINO.
💥💥145.000AR FOTSINY💥💥
Mandefa any am faritra
0372934395 - 0349574801

🎀TOLOTRA MIAVAKA HO ANAO HAMPAMIRATRA NY LAKOZIANAO🎀kit gaz VITRÉ (COMPLET)💯1feu vitré 9kg : 340.000ar🔥2feux vitré 9kg: ...
14/06/2026

🎀TOLOTRA MIAVAKA HO ANAO HAMPAMIRATRA NY LAKOZIANAO🎀

kit gaz VITRÉ (COMPLET)
💯1feu vitré 9kg : 340.000ar
🔥2feux vitré 9kg: 🍀380.000ar

💯1feu vitré 12kg : 410.000ar
🔥2feux vitré 12kg : 🍀450.000ar
👉Installation gratuite hatrany

Misy hatrany koa ny fatana tsotra
🔥kit 9Kg
1feu. : 230.000ar
2feux : 270.000ar
3feux : 290.000ar
🔥Kit 12Kg
1 feu. : 290.000ar
2 feux : 330.000ar
3 feux : 350.000ar

0384933370 - 0336062100
0349574801 - 0373434395
Mandefa any amin'ny faritra

😘Bonjour !😘bonjour!🎉fety bé indray miaraka am SHOP 21 ô🎉🥩🍗BARBECUE DE TABLE , qualité tena tsara e! tsy misy tantaraina🍖...
04/06/2026

😘Bonjour !😘bonjour!
🎉fety bé indray miaraka am SHOP 21 ô🎉

🥩🍗BARBECUE DE TABLE , qualité tena tsara e! tsy misy tantaraina🍖🥓
💯mampiasa charbon tsika
💯 tsy mandoto, tsy manaparitaka charbon
GM (60*23*33,5cm)
PM (35*27*22cm)
💥💥 rapida bé mamelatra sy mangorona azy
Prix ----> GM 70.000ar
Prix ----> PM 45.000ar

☎️034 95 748 01 - 033 60 621 00

🌹Fotoana izao hijerena ny hakanton'ny lakozia sy n'y fahasalamana e!🌹🍀Amboarina kely ny fomba fitehirizana sakafo anaty ...
18/05/2026

🌹Fotoana izao hijerena ny hakanton'ny lakozia sy n'y fahasalamana e!🌹
🍀Amboarina kely ny fomba fitehirizana sakafo anaty frigo ao, na sakay, 🦆na ambin-daoka, 🐠na ambina sakafo isan-karazany, na n'y provisions hataontsika, 💐🍍🍓ny voankazo 🍉
❤️🍉BOWL 5 PIECES en verre mahafatifaty bé🍑❤️

💢💢PRIX :💰20.000 ar 💢💢Fotsiny

dia mahazo bols en verre 5 pièces matevina be miaraka @ sarony misy loko isan-karazany
👌Araraoty fa mandalo n'y mora sy tsara
👉🏽mandeha onde
👉🏽 Couleurs
Bleu 🟦 vert 🟩 rouge 🟥 jaune 🟨
👉🏽 habeany
140ml, 200ml ,400ml 550ml ary 1000 ml
MIHIDY TSARA NY SARONY, MIARO NY SAKAFO AO ANATINY, MIALA AMIN'NY FOFONA PLASTIQUE MANKALEO BE

Mp (contact sy toerana) avy hatrany na ☎️ 0372934395 - 0349574801
🚚Manao livraison TANA/PROVINCE

🍀Aleo manana ny tsara e!💪🌟CRICK BOUTEILLE 🌟Tsara qualité bé, mafy, mateza, azo antoka.SADY EFA DISPO ILAY BEVATA E, 12to...
15/05/2026

🍀Aleo manana ny tsara e!
💪🌟CRICK BOUTEILLE 🌟
Tsara qualité bé, mafy, mateza, azo antoka.
SADY EFA DISPO ILAY BEVATA E, 12tonnes hatram 50tonnes

☝🏽aleo manana amzay fa tsy mindrana lava
🙈ny làlana bé lavaka, mety ho vaky pneu tampoka
👉raha hikojakoja fiara ihany koa dia tsy misaraka amin'ny crick e
🩸raha léo crick mafy akarina ianao dia mety aminao ity.
💢💢 2 tonnes : 44.000ar
💢💢 3 tonnes : 51.000ar
💢💢 4 tonnes : 57.000ar
💢💢 5 tonnes : 60.000ar
💢💢 6 tonnes : 70.000ar
💢💢 8 tonnes : 76.000ar
💢💢 10 tonnes : 85.000ar
+ Prix 12tonnes miakatra mp

mandefa any am faritra foana e!
❤️034.95.748.01🌹 / 🌹037 29 343 95❤️
alaivo ny anjaranao eee

🌟eh oooo! aiza nareo sao tara? ity Ilay ANTSIBE nofinofinao, 💪Sady mafy, ⚡maranitra , 😍mihaja beee!!! IANAREO ANY AM FAR...
15/05/2026

🌟eh oooo! aiza nareo sao tara?
ity Ilay ANTSIBE nofinofinao, 💪Sady mafy, ⚡maranitra , 😍mihaja beee!!!
IANAREO ANY AM FARITRA, METY AMINAREO ITY!!!
👌en acier inoxydable
👌Matériau : Entièrement fabriqué en acier inoxydable, y compris la lame et le manche, ce qui le rend durable et facile à nettoyer.
👉Usage : Conçu pour des tâches intensives comme hacher la viande, trancher des légumes ou couper des os de petite et moyenne taille
💯Caractéristiques : Sa lame large et lourde offre une grande force de coupe, tandis que le trou dans le coin supérieur permet de le suspendre facilement.

EPAISSEUR 1,5mm
💢💢💢Prix : 32.000ar izy 3💢💢💢

MP na 0349574801

🍀Aleo manana ny tsara e!💪🌟CRICK BOUTEILLE 🌟Tsara qualité bé, mafy, mateza, azo antoka.☝🏽aleo manana amzay fa tsy mindran...
02/05/2026

🍀Aleo manana ny tsara e!
💪🌟CRICK BOUTEILLE 🌟
Tsara qualité bé, mafy, mateza, azo antoka.
☝🏽aleo manana amzay fa tsy mindrana lava
🙈ny làlana bé lavaka, mety ho vaky pneu tampoka
👉raha hikojakoja fiara ihany koa dia tsy misaraka amin'ny crick e
🩸raha léo crick mafy akarina ianao dia mety aminao ity.
💢💢 2 tonnes : 44.000ar
💢💢 3 tonnes : 51.000ar
💢💢 4 tonnes : 57.000ar
💢💢 5 tonnes : 60.000ar
💢💢 6 tonnes : 70.000ar
💢💢 8 tonnes : 76.000ar
💢💢 10 tonnes : 85.000ar

mandefa any am faritra foana e!
❤️034.95.748.01🌹 / 🌹037 29 343 95❤️
alaivo ny anjaranao eee

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261349574801

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop21 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category