MIARA Manorina

MIARA Manorina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MIARA Manorina, Real Estate, Antananarivo.

Miara Manorina isika mba hananana TRANO MAFY sy TSARA ary MATEZA, mivarotra, manome hanatra, manoro izay rehetra ilaina entina @ fanorenana (fitaovana momba ny trano sy ny ilaina )

Eh! efa handoko ve ianao? Mila fitaovana? manana ny entimananaamizany izahay, jereo tsikelikely ao @ commentaire izay il...
27/09/2024

Eh! efa handoko ve ianao? Mila fitaovana? manana ny entimananaamizany izahay, jereo tsikelikely ao @ commentaire izay ilainao

Ireto ny karazana bande hampiasaina rehefa mametraka placo, - BANDE A JOINT 150ML à 47 500 Ar- BANDE A JOINT 23ML à 18 0...
11/06/2024

Ireto ny karazana bande hampiasaina rehefa mametraka placo,

- BANDE A JOINT 150ML à 47 500 Ar
- BANDE A JOINT 23ML à 18 000 Ar
- BANDE ARMEE 30ML à 90 500 Ar
- BANDE A GRILLE 45ML à 60 000 Ar

contact MP avy hatrany na 033 62 434 70

Zava-baovao indray no zaraina aminareo produite en PORCELAINE tout BLANC Vonjivonjeo ary fa kelikely ihany ny ato a!- RE...
11/06/2024

Zava-baovao indray no zaraina aminareo
produite en PORCELAINE tout BLANC
Vonjivonjeo ary fa kelikely ihany ny ato a!

- RECEVEUR DE DO**HE CARRE 70X70 à 403 000 Ar
- RECEVEUR DE DO**HE CARRE 80X80 à 475 000 Ar
- RECEVEUR DE DO**HE ANGLE 80X80 à 515 000 Ar
- EVIER SIMPLE BAC AVEC EGOUTTOIRE à 860 000 Ar

contact MP na 033 62 434 70 hatrany tompoko

10/06/2024

Mbola ao daolo ve? handefa entana vaovao ho anareo izahay ka aza adino ny manaraka ny pejy ary ô!

Send a message to learn more

Nanao paillace d finition majiniijika
08/04/2024

Nanao paillace d finition majiniijika

Asa natao. Ponçage gorodona
05/04/2024

Asa natao. Ponçage gorodona

Ny hamandoan'ny tany miakatra miditra an-trano rehefa fahavaratra dia sady manimba trano no tsy mahasalama, miteraka fof...
07/02/2024

Ny hamandoan'ny tany miakatra miditra an-trano rehefa fahavaratra dia sady manimba trano no tsy mahasalama, miteraka fofona hafahafa, manimba gorodona, ary mamela faritra mavo @ rindrina,
ny fanafodiny dia ny fampiasana FILM POLYANE sakana ho an'ny hamandoana tsy hiditra ao an-trano, manamaina ny trano ary miaro ny gorodona tsy ho simba
malaky ary fa kely sisa raha mbola tsy nahazo ianao
- FILM POLYANE 150MICRON /162 M² :452 000Ar
- FILM POLYANE 40MICRON /140M² : 179 000Ar

contact MP ou 033 62 434 73

23/01/2024

salama daolo ny mpanjifa hajaina, -
- ho antsika rehetra maka entana ka alefa @ afritra dia marihana entoana fa mila mandefa ny vola aloha ianareo ka rehefa voaray izany vao mandefa ny entana izahay (prix ny entana + livraison makeny @ transporteur) tsy mandefa kosa izahay raha tsy complet ny vola alefanareo
ny numéro 033 62 434 70 dia TSY MANAO mobile money ka mila miteny mialoha raha hanefa @ alalan'ny mobile money fa omena numéro hafa ianao
- ho antsika eto Tana kosa dia tsara kokoa ny paiement à la livraison toy ny mahazatra fa tsy atao mobile money
Misaotra antsika rehetra

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261336243470

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MIARA Manorina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category