Technicien Frigoriste Froid Industriel

Technicien Frigoriste Froid Industriel Izahay dia vonona hatrany anome fahafampo anareo momba ny vata fampangatsiahana ao an tokan-trano

27/11/2023

🌿INONA MAHATONGA NY FAHAFATESANA TAMPOKA AMIN'NY ALINA ? 🌿

Dia ahoana ary no tokony atao ??
🍒🥑Hoan'izay mifoha amin'ny alina mihainohaino trano na mifoha hipipy.. ny olona tsirairay avy dia tokony hitadidy lalandava ny hasarobidin' ny "3 minitra sy sasany" alohan'ny tena ifohazana.

🍒🥑Satria tokoa matetika mitranga ny toa izao, olona mbola salama tsara no maty amin'ny alina..matetika isika no mandre ny tantaran'ny olona manao hoe: vao omaly aho niresaka taminy, salama tsara izy, fa nahoana ary izy no maty tampoka🤔?

🍒🥑NY anton'izany dia satria rehefa ilay poritra iny ilay olona ny alina dia tsy manisy lanja ilay 3 minitra sy sasany voalaza tetsy ambony fa avy hatrany dia mitsangana...nefa izay fitsanganana tampoka izay dia mampisy olana ny amin'ny fikorinan'ny rà izay tsy mbola tonga tsara any amin'ny atidoha.

🍒🥑Nahoana no zava-dehibe ny"telo minitra sy sasany"?

🍊-Raha mifoha tampoka dia hisy tsy fahampian-drà any amin'ny atidoha ka miteraka aretim-po.. noho izany dia tsara ny mampihatra ilay " 3mn sy sasany" izay:

1🌶-Rehefa mifoha ianao ny alina dia mijanona eo am-pandriana mandritry ny 1mn sy sasany.
2🌶- Mipetraha eo am-pandriana mandritry ny 1mn.
3🌶-Ampidino ny tongotra ary mipetraha eo amin'ny sisin'ny fandriana mandritry ny 1mn manaraka.

🍊- Rehefa vita tsara ireo 3 mn sasany ireo dia tsy ho voan'ny " anémie" intsony ny atidohanao ary ho salama ny fonao ka mampihena ny mety ho fianjerana sy fahafatesana tampoka.

Aleo samy mitandrina avokoa fa tsy mifidy taona izay tranga iray izay...mirary soa ho antsika rehetra🙂

❤️Arakaraka ny hizaranao an'ity pub ity no hamonjenao olona.Tsy anenenanao izany ary tsy andanianao vola. Ny tsy fahafantarana ihany no mahafaty olona

❤️NY FAHALALANA AFAKA MANAVOTRA AIN'OLONA MARO

11/06/2023

Salama tompoko manamboatra frigo simba izahay ka dia aza misalasala miantso
0342914427

Remise en état complet en cours 🫰
08/02/2023

Remise en état complet en cours 🫰

👋Salama daholo👉Sombisombin n asa vita 🫰Efa maro n afapo fa aza misalasala miantso anay📲Izay dia dispo fona na aiza misy ...
16/12/2022

👋Salama daholo
👉Sombisombin n asa vita
🫰Efa maro n afapo fa aza misalasala miantso anay
📲Izay dia dispo fona na aiza misy anao na aiza
👌Am alalany n numéro 0342914427

Address

Lot II O 64 Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261342914427

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Technicien Frigoriste Froid Industriel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Technicien Frigoriste Froid Industriel:

Share

Category