14/06/2026
🏡 Mitady tany lehibe hanaovana projet ve ianao?
Manana tany 4 000m² eny Andakana izahay, toerana mety tsara hanatanterahana tetikasa lehibe toy ny :
✅ Entrepôt na dépôt
✅ Escape Game
✅ Centre de loisirs
✅ Résidence privée
✅ Projet commercial na investissement
📍 Toerana milamina, manana accès semi-carrossable, ary ahafahana mampivelatra tetikasa maro samihafa.
✨ Tany lehibe tahaka izao dia zara raha hita eny amin'ity faritra ity. Raha mitady toerana hananganana projet maharitra sy manana potentiel ianao dia mety ho safidy tsara ity.
📩 Asio commentaire hoe "INFO" na mandefasa message privé raha te hahazo ny vidiny, sary ary ny toerana marina.
📞 Contact : 038 64 792 72
💬 WhatsApp : 038 64 792 72
🏡✨