Electricité, plomberie sanitaire, ouvrage métallique, étanchéité bâtiment

Electricité, plomberie sanitaire, ouvrage métallique, étanchéité bâtiment RAZANAKOTO Olivier: Installation électriques, plomberie sanitaires, ouvrages métalliques, étanchéités

17/02/2025
17/12/2023
17/07/2023

Te hahomby ve ianao?

Ireto misy fanalahidy 5 ny fahombiazana:

1- AZA MANDANY ANDRO MIJERY FIAINANAN'OLONA RAHA TSY MAHAY MIJERY
Ny olona mahay mijery fiainan'olona dia olona mahay maka lesona fa tsy olona mitsikera.
Ny olona mahay mijery fiainan'olona dia motivé rehefa avy mijery.
Raha tsy mampiakatra ny "envie de triompher" ny fijerenao fiainan'olona mahomby dia aza mijery satria tsy hahasoa anao ny hahita azy vao maika mahomby foana.

2- AZA MIALONA NY OLONA MAHOMBY
Fantaro fa tsy misy mpialona lasa alavitra izany; tsy mbola nahita nahomby aho ka niteny hoe: ny fialonako an'i X no nahatonga ahy nahomby...
Raha ny tokony ho izy aza dia tokony ho "inspiré" ianao rehefa mahita olona mahomby.
Raha ny normal tokony mampitombo ny erjika ny ambom-po ao anatinao aza ny fahitanao olona mahomby

3- MANAMPIA OLONA MBA HAHATONGA AZY HAHOMBY
Ny tsy tsapan'ny olona dia zao, plus ianao manampy ny manodidina anao mba hahomby, plus mihitatra ny "réseau" anao.
Izahay zao t@10taona lasa izay nanampy olona iray t@resaka varotra, tafita ilay olona ary mipetraka any chine amin'izao tsika miteny izao; mivadika ho réseau fitahiana sy lalam-barotra ho anay avy any chine zao izy.

4- Dokafy ny produit an'ny namanao
Ny olona manana "mentalité" mampiakatra ny namany fa tsy mampidina dia olona hahomby; satria manana fahatakarana izy fa raha tahiana i X dia tsy mampiena ny vola miditra amiko izany fa mampitombo ny vola miditra amin'ilay namana iray.
Dia raha ohatran'izay koa i X, rehefa misy "opportunité" misokatra ho an'ny Y dia dokafany amin'ny manodidina azy; dia iara-hiakatra ilay "réseau" iray manontolo

5- AZA RAISINA HO FAHAVALO IZY
Raha "raisonnable" tsara ianao dia mahatsapa hoe: tokony ho namako i X satria mahomby fa tsy hoe rehefa mahomby izy dia lasa fahavaloko.
Aza menatra ny miteny aminy hoe: za koa mba te hahomby, inona no toro-hevitra afaka omenao ahy?
Inona no nataonao nahatonga anao nahomby?

Fehiny:
Ny fahombiazana tompoko dia "mentalité fa tsy refy ara-bola velively.
Ny mentalité mahomby no miantso zavatra mahomby amin'ny fiainan'ny olona iray
Aza avela hiditra ao amin'ny saina ny fisainana maloto raha tianao hateza ny sainao, io no motera hahafahantsika misaina sy mikaroka... Saino fotsiny hoe motera no hampidirana vatokely sy fako; hanantena inona ilay tompon'ny fiara raha izany no ataony?

Izay aloha ny androany, mbola betsaka ny ankoatran'io fa...

Tsara ity alatsinainy ity


09/07/2023

👉🏾Installation électrique
👉🏾Ouvrage métallique
👉🏾plomberie sanitaires 📞0344760084
Misaotra Tompoko

08/07/2023

Installation électrique
Plomberie sanitaires
Ouvrage métallique
Dépannage 034 47 600 84

08/07/2023

🌹 La liste des pays du monde et leurs capitales 🌹

1-

Afrique du Sud: Pretoria
Algérie: *Alger
Angola: *Luanda
Bénin: *Porto-Novo
Botswana: *Gaborone
Burkina Faso: *Ouagadougou
Burundi: *Bujumbura
Cameroun: *Yaoundé
Cap-Vert: *Praia
Comores: *Moroni
Congo: *Brazzaville
Côte d'Ivoire: *Yamoussoukro
Djibouti: *Djibouti
Egypte: *Le Caire
Erythrée: *Asmara
Ethiopie: *Addis-Abeba
Gabon: *Libreville
Gambie: *Banjul
Ghana: *Accra
Guinée: *Conakry
Guinée équatoriale *Malabo
Guinée-Bissau: *Bissau
Île Maurice: *Port Louis
Kenya: *Nairobi
Lesotho: *Maseru
Liberia: *Monrovia
Libye: *Tripoli
Madagascar: *Antananarivo
Malawi: *Lilongwe
Mali: *Bamako
Maroc: *Rabat
Mauritanie: *Nouakchott
Mozambique: *Maputo
Namibie: *Windhoek
Niger: *Niamey
Nigeria: *Abuja
Ouganda: *Kampala
République Centrafricaine: *Bangui
République Démocratique du Congo: *Kinshasa
Rwanda: *Kigali
São Tomé et Príncipe: *São Tomé
Sénégal: *Dakar
Seychelles: *Victoria
Sierra Leone: *Freetown
Somalie: *Mogadiscio
Soudan: *Khartoum
Soudan du Sud: *Djouba
Swaziland: *Mbabane
Tanzanie: Dodoma
Tchad: *N'Djamena
Togo: *Lomé
Tunisie: *Tunis
Zambie: *Lusaka
Zimbabwe: *Harare

2-

Albanie* Tirana
Antigua-et-Barbuda *Saint John's
Argentine *Buenos Aires
Bahamas *Nassau
Barbade *Bridgetown
Belize *Belmopan
Bolivie *Sucre
Brésil *Brasilia
Canada *Ottawa
Chili *Santiago
Colombie *Bogota
Costa Rica *San José
Cuba *La Havane
Dominique *Roseau
Equateur *Quito
Etats-Unis *Washington
Gr***de *Saint George's
Guatemala *Guatemala
Guyana *Georgetown
Haïti *Port-au-Prince
Honduras *Tegucigalpa
Jamaïque *Kingston
Mexique *Mexico
Nicaragua *Managua
Panama *Panama
Paraguay *Asunción
Pérou *Lima
République Dominicaine *Saint-Domingue
Saint-Kitts-et-Nevis *Basseterre
Saint-Vincent-et-les-Grenadines *Kingstown
Sainte-Lucie *Castries
Salvador *San Salvador
Suriname *Paramaribo
Trinité-et-Tobago *Port of Spain
Uruguay *Montevideo
Venezuela *Caracas

3-

Afghanistan *Kaboul
Arabie Saoudite *Riyad
Arménie *Erevan
Azerbaïdjan *Bakou
Bahreïn *Manama
Bangladesh *Dacca
Bhoutan *Thimbu
Birmanie *Naypyidaw
Brunei Bandar Seri *Begawan
Cambodge *Phnom Penh
Chine *Pékin
Corée du Nord *Pyongyang
Corée du Sud *Séoul
Emirats Arabes Unis *Abu Dhabi
Géorgie *Tbilissi
Inde *New Delhi
Indonésie *Jakarta
Irak *Bagdad
Iran *Téhéran
Israël *Jérusalem
Japon *Tokyo
Jordanie *Amman
Kazakhstan *Astana
Kirghizistan *Bichkek
Koweït *Koweït
Laos *Vientiane
Liban *Beyrouth
Malaisie *Kuala Lumpur
Maldives *Malé
Mongolie *Oulan-Bator
Népal *Katmandou
Oman *Mascate
Ouzbékistan *Tachkent
Pakistan *Islamabad
Palestine *Jérusalem-Est
Philippines Manille
Qatar *Doha
Singapour *Singapour
Sri Lanka Sri ayawardenapura
Syrie *Damas
Tadjikistan *Douchanbe
Taïwan *Taipei*
Timor-Oriental *Dili
Thaïlande *Bangkok
Turkménistan *Achgabat
Turquie *Ankara
Viêt Nam *Hanoï
Yémen *Sanaa
Albanie *Tirana

4-

Allemagne *Berlin
Andorre *Andorre-la-Vieille
Autriche *Vienne
Belgique *Bruxelles
Biélorussie *Minsk
Bosnie-Herzégovine *Sarajevo
Bulgarie *Sofia
Chypre *Nicosie
Croatie *Zagreb
Danemark *Copenhague
Espagne *Madrid
Estonie *Tallinn
Finlande *Helsinki
France *Paris
Grèce *Athènes
Hongrie *Budapest
Irlande *Dublin
Islande *Reykjavik
Italie *Rome
Kosovo *Pristina
Lettonie *Riga
Liechtenstein *Vaduz
Lituanie *Vilnius
Luxembourg *Luxembourg
Macédoine *Skopje
Malte *La Valette
Moldavie *Chisinau
Monaco *Monaco
Monténégro *Podgorica
Norvège *Oslo
Pays-Bas *Amsterdam
Pologne *Varsovie
Portugal *Lisbonne
République Tchèque *Prague
Roumanie *Bucarest
Royaume-Uni *Londres
Russie *Moscou
Saint-Marin *Saint-Marin
Serbie *Belgrade
Slovaquie *Bratislava
Slovénie *Ljubljana
Suède *Stockholm
Suisse *Berne
Ukraine *Kiev
Vatican *Vatican

5-

Australie *Canberra
Fidji *Suva
Kiribati *Tarawa
Marshall *Majuro
Micronésie *Palikir
Nauru *Yaren
Nouvelle-Zélande *Wellington
Palaos *Melekeok
Papouasie-Nouvelle-Guinée *Port Moresby
Salomon *Honiara
Samoa *Apia
Tonga *Nukualofa
Tuvalu *Fanafuti
Vanuatu *Port-Vila

Source principale (2020) : Organisation des Nations Unies

Africain

07/07/2023

👉🏾Installation Electrique
👉🏾Ouvrage métallique
👉🏾Plomberie sanitaire
034 47 600 84

Address

Faralahy Andriamazoto
Antananarivo
101

Telephone

+261344760084

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Electricité, plomberie sanitaire, ouvrage métallique, étanchéité bâtiment posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Electricité, plomberie sanitaire, ouvrage métallique, étanchéité bâtiment:

Share

Category