11/11/2023
Bonjour à tous,
Tany amidy cur vontovorona, akaikin Cnaps.
Surface : 690 M2
Efa misy trano gasy misy rihana iray
Misy WC 101
Misy lava-drano
Mifefy tamboho gasy
Tsisy jiro
Raha mila fanazana fanampiny, dia tongava
Tompony avy hatrany.
Merci