10/12/2022
TERRAIN DE 2500 M2, A MORAMANGA, AMBOHIBARY A VENDRE :
• Papiers complets et en règle
• JIRAMA présente
• A environ 250 m de la route principale
• Accessible pour Camions et autres
• Terrain plat, bâtissable
• Non loin de la commune
• Morcelable à partir de 1000 m2 (23.000 Ar/m2)
Prix du lot de 2500 m2 : 45.000.000 Ar
TANY 2500 M2 AMIDY MORAMANGA, AMBOHIBARY :
• Taratasy ara-dalàna
• Efa misy JIRAMA ny toerana
• Eo amin’ny 250 m miala ny arabe
• Tafiditrin’ny fiarabe toy ny Camions, sns
• Tany marin-toerana azo hanorenana trano
• Tsy lavitry ny Kaominina Ambohibary
• Azo vidiana amin’ny antsijarany manomboka ny 1000 m2 (23.000 Ar/m)
Vidin’ny tany iray manontolo 2500 m2: 45.000.000 Ar