Mad immobilier

Mad immobilier 🏡 MAD IMMOBILIER — Moramanga

Spécialiste des terrains et maisons à vendre à Moramanga.

Nous accompagnons les investisseurs, entrepreneurs et particuliers à trouver les meilleures opportunités immobilières :
✔ Terrains avec potentiel
✔ Maisons à vendre

24/07/2026
Mafinaritra ny tontolo Ambanivohitra.Afaka miresaka mivantana aminay izay mitady tany Ambanivohitra toy izao.Mad immobil...
18/07/2026

Mafinaritra ny tontolo Ambanivohitra.

Afaka miresaka mivantana aminay izay mitady tany Ambanivohitra toy izao.

Mad immobilier - Réussissons ensemble.

Tontolo maitso mavana no tonga ao an-tsaina voalohany vao maheno ny anarana hoe Moramanga.
17/07/2026

Tontolo maitso mavana no tonga ao an-tsaina voalohany vao maheno ny anarana hoe Moramanga.

14/07/2026

Raha mitady trano na tany :
✅hananganana foto-drafitrasa( trano, hôtel, orinasa...),
✅ hanaovana fiompiana
✅ Na koa toerana "stratégique"

✔️Mad immobilier hamaly ny filanao.

Tél: 034 98 672 34

10/07/2026

Betsaka ny tombontsoa amin'ity toerana ity :

✅ Afaka hanorenana hôtel,
✅Tany mamokatra ( 3ha)

✔️Tany : 3 hectares
📍 Toerana: Andasibe Moramanga
💲 Prix : 30 000 000ar




✅Manana TRANO na TANY amidy isika eto Moramanga sy ny manodidina ?✔️Mad immobilier vonona ny hanampy antsikaBureau : Mor...
09/07/2026

✅Manana TRANO na TANY amidy isika eto Moramanga sy ny manodidina ?
✔️Mad immobilier vonona ny hanampy antsika

Bureau : Moramanga eny amin'ny BÔLÔ

Tél : 034 98 672 34

🇲🇬Madagasikara hoan'ny Malagasy🤝
25/06/2026

🇲🇬Madagasikara hoan'ny Malagasy🤝

✅Natao ho antsika mitady toerana milamina sy tony ity trano ity 🥰🏢 Trano amidy Ampitambe Moramanga ✅Toerana milamina 🏡To...
24/06/2026

✅Natao ho antsika mitady toerana milamina sy tony ity trano ity 🥰
🏢 Trano amidy Ampitambe Moramanga
✅Toerana milamina
🏡Tontolo iainana madio

TRANO :Efitra 3
Miaraka amin'ny tany 11m/9m

Prix : 10 000 000ar

tél : 034 98 672 34

Address

Moramanga RN2
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mad immobilier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share