10/04/2026
🌿🏡 TANY AMIDY – AMBOHIDRATRIMO (Fkt Ambohitsiroa) 🏡🌿
📍 Toerana milamina sy efa mivoatra, proche zone résidentielle
📐 Surface: 1 831 m²
✂️ Morcellement possible (à partir de 500 m²)
💎 TOERANA MANANA TOMBONY MARO:
- Tany efa voakarakara tsara
- Feno voankazo isan-karazany 🍊🥭
- Misy loharano 💧
- Lalana pavé – tonga fiara tsara hatrany amin’ny tany 🚗
- Efa misy terrassement vita → afaka manorina avy hatrany
- Jiro sy rano efa eo amin’ny manodidina (zone presque résidentielle)
📄 Taratasy milamina:
Titre – Borné – boky tany (propre et sécurisé)
Tany misoratra amin’olona tokana
📞 Contact: 0381437431
📲 WhatsApp: 0386339829
👉 Opportunité rare – terrain prêt à exploiter, idéal investissement ou construction