Tany Trano Afaka Aloha Tsikelikely Tompony Sy Mpividy

Tany Trano Afaka Aloha Tsikelikely Tompony Sy Mpividy Vente et achat immobilier

10/10/2023

MIVAROTRA TRONDRO MANDAVAN-TAONA IZAHAY, TRONDRO LEHIBE MATAVY,AZO ANTOKA 100%.
HO ANAO HOTELY, ESPACE, MPIVAROTRA TRONDRO, MPIHINANA
CONTACT 0341587131

01/04/2023

NdriiiiyπŸ’”πŸ˜­πŸ˜­
Mapalahelo 😭tranga teny Behoririka omaly.
πŸ“£ Paolo RAHOLINARIVO- Tale eo anivon'ny BNGRC ilay nitazona ny tananan'ilay renim-pianakaviana, tototra ny trano nianjera tetsy Behoririka Omaly.
Ora 5 no nihazonany, nifampiresahany tamin'ilay renim-pianakaviana. Fihetsika izay tena ilaina manoloana ny toe-javatra toy ireny, satria manampy betsaka ilay olona amin'ny fahatokisan-tena.

" Rehefa misy olona azon-javatra toy ireny, dia tsy havela hatory, tsy havela hangina irery izy fa resahina, mba hitazonana ny aina. Anatin'ny panique izy, dia tsy havela koa hipanique" hoy i Paolo RAHOLINARIVO teny an-toerana omaly.

πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»πŸ™πŸ»

27/11/2022

Address

Antananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany Trano Afaka Aloha Tsikelikely Tompony Sy Mpividy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category