Aina store

Aina store Ho feno fahombiazana

Mianatra Mahomby
21/02/2024

Mianatra Mahomby

MANAOVA CONNEXION...

(Sary tranainy ity an, tandremo fa mety ho fantatrao ireo olona ireo :D )

Ny fahombiazana rehetra dia manomboka amin'ny connexion amin'ny olom-pahasoavana...

- Mitady connexion anie no antony hamakiana boky foana e
- Mitady connexion anie no antony hanatrehanay seminera faran'izay lafo vidy indrindra e
- Mitady connexion no antony hisisianay
- Mitady connexion anie no antony hanaovanay investissement hanasanay olona goavana mba hisakafo miaraka aminay e...

Ny fahombiazana rehetra dia manomboka amin'ny connexion amin'ny olona mpandresy sy efa nandresy

Ny fahafatesana amin'ny lafiny rehetra dia manomboka amin'ny isolation

Fanoharana:
Ndao hohariko amin'ny prise mâle ianao
Dia ndao hoharina amin'ny prise femelle mipetaka amin'ny rindrina ilay olona mahomby...

Iza kay no tokony hanantona an'iza?
Raha te hahazo courant ianao nefa malaina ny hanao ezaka, ny prise femelle tompoko tsy hanantona anao mandrakizay.

Ianao no mila an'ilay angovo sy erijika avy amin'ilay olona mahomby fa tsy ilay olona mahomby no mila anao...

Ianao no mila mi's'adapte

Ianao no mila mi'élaboré stratégie d'approche

Ianao no mila mampirina ilay EGO ao anatinao dia mitafy fanetre-tena...

Tsy mbola nahita olona nahomby tsy connecté aho!

Ny fahombiazana rehetra dia manomboka amin'ny connexion amin'ny olona mahomby
Ny fahasimbana dia manomboka amin'ny connexion amin'ny olona mpanimba

Tsara ity alarobia ity

10/02/2024

🔥 TOP VENDEUR FARANY HO AN'ANTANANARIVO amin'ity taona 2024 ity.😲

Maro ve ny orinasa maka anay hanao an'ity fampiofanana ity any amin'ny orinasany: noho izany: ity no TOP VENDEUR 3.0 farany ho an'ny grand public amin'ity taona 2024 ity ho an'Antananarivo.

TE HAHOMBY ARA-BAROTRA VE IANAO?

🎯 Ny techniques de vente sy ny marketing dia tsy natokana ho an'ny VENDEUR irery ihany fa ho an'izay te handresy lahatra rehetra 🎯

Tsy ampy ny mamorona "produits" na "service" farak'izay raitra mba hiakaran'ny vente-nao...

Tsy ampy ny famerimberenanao hoe: ny mampiavaka anay amin'ny "concurrent" dia ny "qualité"... tsy ampy fitenenanao foana hoe: tsara qualité be oa io... satria ny olona rehetra dia milaza an'izany tsianjery izany daholo.

Roapolo taona lasa izay, nandeha tsara ny "bouche à oreilles" dia zao ilay izy ohatran'ny tsy mandaitra intsony?

Fa maninona no tsy mandeha intsony izy zao?

Satria ny techniques de vente-nao fahagola...

Jereo ny marque mahomby rehetra fa tsy miantehitra amin'ny "bouche à oreilles" irery intsony...

Miasa mafy ve ianao sy ny orinasanao? Ny vokatra nefa tsy maha afa-po?

Mamorona produit tsara sy raitra foana ianao nefa tsy mahatratra objectif de vente ny orinasanao?

Maro ny mpitarika tsy manana stratejia akory fa alefalefa any fotsiny satria tsy " au courant" akory izy hoe misy karazany +1500 mahery ny techniques de vente vaovao niforona ny taona 2022 sy 2023?

TE HANATRATRA TANJONA AMBONY KOKOA ARA-BAROTRA VE IANAO SY NY ORINASANAO AMIN'ITY TAONA 2024 ITY?

⁉️ Ohatrinona no fetran'ny vola miditra aminao?
⁉️ Ahoana no atao mba hihoharana an'izay fetra izay?
⁉️ Ahoana no hahatonga anao sy ny produits anao tsy ho "invisible" intsony?
⁉️ Te hanatsara ny marketing an'ny orinasanao ve ianao?

Miandry anao ao amin'ny mp izahay e

☎️ 034 11 250 00

Address

Antananarivo

Telephone

+261328486260

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category