Pensionnat Edena

Pensionnat Edena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pensionnat Edena, Real Estate, Antanimena, Antananarivo.

Pensionnat Edena-Logement pour étudiant garçon et fille chrétien ✨
📚Vous étudiez, nous gérons le reste🌿

« Moi et ma maison, nous servirons l’Eternel »-Josué 24:15

07/09/2026

Santionany ny fikarakaranay ny zanakao ato aminay

🍃Pensionnat Edena
📍Antanimena ambany
📞038 40 954 72

❗️Afaka bacc zanakao?⚠️Mitady trano centre ville?Aza tara ara manao INSCRIPTION mamandrika toerana ato aminay fa efa kel...
07/09/2026

❗️Afaka bacc zanakao?
⚠️Mitady trano centre ville?

Aza tara ara manao INSCRIPTION mamandrika toerana ato aminay fa efa kely sisa ny PLACE

🍃Pensionnat Edena - kilasy mandry ho an’ny mpianatra lahy sy vavy kristiana
📍Antanimena ambany
📞038 40 954 72

🌱 IZAY AFAFINAO NO HOJINJAINAO« Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao. »— Matio 12:37N...
23/08/2026

🌱 IZAY AFAFINAO NO HOJINJAINAO

« Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao. »
— Matio 12:37

Ny maso, ny vava, ny vatana ary ny safidy rehetra ananantsika dia fitaovana nomen’Andriamanitra antsika. Fa ahoana no ampiasantsika azy ireny?

👀 Inona no avelantsika ho hitan’ny masontsika?
🗣️ Inona no teny avoakantsika amin’ny vavantsika?
❤️ Inona no avelantsika hitoetra ao am-pontsika?
🤲 Inona no ataontsika amin’ny vatantsika sy ny fiainantsika?

Tahaka ny mpamboly, isika koa dia mamafy isan’andro. Ny mpamboly dia mikarakara ny voliny, manome zezika, miaro azy ary manao izay hahavokatra azy.

🌾 Raha tsara ny voa afafy, dia tsara ny vokatra. Raha ratsy kosa ny voa, dia ratsy ihany koa ny vokatra.

Toy izany koa ny fiainantsika.

Afafintsika amin’ny tenintsika, ny eritreritsika, ny fihetsika ataontsika ary ny safidintsika ny hoavintsika.

Ary hoy ny Mpitoriteny 11:9-10 amintsika: afaka mifaly amin’ny fahatanorantsika isika, kanefa aza adino fa hampamoahin’Andriamanitra amin’izany rehetra izany isika.

⚠️ Ho avy ny andro izay hitsarana antsika.

Koa dieny mbola manana fotoana isika, aoka isika hibebaka marina, hiala amin’ny fahotana ary tsy hiatsaravelatsihy. Fantatr’Andriamanitra ny fontsika, na dia misy zavatra afenintsika amin’ny olona aza.

✝️ Ary ho an’ny mino, misy fanantenana lehibe: ny hazofijalian’i Kristy. Tao no nanoloran’i Jesosy ny ainy ho antsika, mba hahazoantsika famelan-keloka sy fiainana mandrakizay.

🌱 Koa anio, inona no voa afafinao? Ary ho an’ny fanjakan’iza no amokaranao?

🙏 Aoka isika hamafy zavatra tsara, satria izay afarintsika no hojinjaintsika.

📖 Matio 12:33-37 | Mpitoriteny 11:9-10

Pensionnat Edena-Antanimena ambany

Ny efitrano ato amin’i EdenaMalalaka tsara, Confortable, misy intimité 📍Antanimena ambany📞 038 40 954 72 antsoy avy hatr...
21/08/2026

Ny efitrano ato amin’i Edena
Malalaka tsara, Confortable, misy intimité

📍Antanimena ambany
📞 038 40 954 72 antsoy avy hatrany fa somary teritery ny place an

19/08/2026

Afaka bacc zanakao vavy?
Hianatra tanà?

Efa mikarakzra izahay
Misokatra ny septembre 2023

Aza tara manao reservation fa vitsy ny place
📍Antanimena ambany
📞 038 40 954 72
🍃 Pensionnat edena - logement pour etudiant chrétien

19/08/2026

Tsy misy eritreretinao intsony
Mianatra ▪️Matory izay sisa no atao

🍃Logement édutiant - Pensionnat Edena
📍Antanimena ambany
📞 038 40 954 72 - antsoy avy hatrany raha tia hamandrika toerana place limité

AFAKA BACC VE? HIANATRA ATY TANÀ?Maro ianareo ray amandreny nitady toerana ho an’ny zanaka vavy diaMbola eo am-panorenan...
16/08/2026

AFAKA BACC VE? HIANATRA ATY TANÀ?

Maro ianareo ray amandreny nitady toerana ho an’ny zanaka vavy dia

Mbola eo am-panorenana sy fanomanana ny toerana izahay amin’izao fotoana izao, ary kasaina hisokatra amin’ny fiandohan’ny volana Septambra 2026 ny Edena Eve, mba handraisana ireo pensionnaire vavy.

📍pensionnat edena eve - antanimena ambany
📞 038 40 954 72 antsoy ary manaovana reservation dieny izao - place limitée

15/08/2026

AFAKA BACC HIANATRA ATY TANÀ?
Pensionnat edena - logement édutiant

📍lieux: Antanimena ambany akaiky victoria plaza
📞 038 40 954 72 aza misalasala miantso avy hatrany

12/08/2026

☕️Sakafo maraina, hery ho an’ny tontolo andro🥞

📞038 40 954 72
📍Antanimena ambany - centre ville
🍃pensionnat Edena - logement pour étudiant

EFA NIOVA FO VE IZAHO?❗️INONA NY TENIN’ANDRIAMANITRA NAMPIOVA AHY?❗️Tsy ampy ny mahafantatra sy mihaino ny Tenin’Andriam...
09/08/2026

EFA NIOVA FO VE IZAHO?
❗️INONA NY TENIN’ANDRIAMANITRA NAMPIOVA AHY?❗️

Tsy ampy ny mahafantatra sy mihaino ny Tenin’Andriamanitra; satria tsy afaka manova ny fontsika amin’ny herintsika samirery isika. Mila manaiky an’i Kristy isika, satria Izy no mamela ny fahotantsika ary manavao antsika ho amin’ny fiainam-baovao. ✨

Aza miandry, ary aza miantehitra amin’ny fahazarana ara-pivavahana fotsiny. Manatòna an’i Jesosy amim-panetren-tena sy fibebahana. ❤️

🌿 Meteza hovain’i Tompo ny fonao, fa Izy irery ihany no mahavita manavao anao.

Address

Antanimena
Antananarivo
00101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261384095472

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pensionnat Edena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pensionnat Edena:

Shortcuts

Share

Category