15/05/2026
TANY AMIDY MAIKA BE
🌹Mety hanaovana activités isan-karazany
👉750m2 , 750 millions fmg
🌹Bord de route nationale RN3
🌹Mandroso be iny lalana Rn3 iny. Efa hisy tanana foana mandrapaha Tonga Talata volonondry. Tsy Maty antoka ianao mividy tany amin'iny axe iny indrindra raha amoron-dalana. Sady mahalana vao misy amidy.
🌹Iza le mitady tany sy Trano amoron-dalana ireny azfd? Saody ity le tadiavinareo hatrizay?
👉🏻Trano sy tany amidy
👉🏻Soamiandalana (pk19)
👉🏻Bord de route nationale Rn3
👉🏻Efa misy jiro (jirama)
👉🏻Quartier mandroso be
📱0340294325
👉WhatsApp : 038 77 348 97