27/05/2026
Salama e ,
🌍 Ho anao olon-tsotra , mpandrafitra , société sy entreprise mitady fivarotana "Hazo" tsara kalitao , azo antoka sy amin'ny vidiny mirary dia manasa anao izahay hanantona aty amin'ny fivarotan-kazo Nantenaina Manjakaray.
Karazana entana toy ny
🌲Traverse Pin 2m sy 4m Fanalamanga
🌲Planche 2m ( Epaisseur : 1.5cm , 2cm , 3cm, 4cm)
🌲Planche 4m ( coffrage , epaisseur : 2cm , 2.5cm , 3cm, 4cm)
🪵Bois Carré Fanalamanga
🌳Bois rond PM MM GM
🌳Chevron kininina 4m sy 5m
🪚Afaka mandidy hazo ihany koa izahay fa manana équipe azo antoka tsara
☎️Afaka mandefa hafatra miafina na tonga dia miantso mivantana 032 15 410 37
✅️ Ho anao fournisseur en gros ihany koa dia mandray entana izahay , manasa anao hifandray aminay.
✨️ Mirary soa antsika rehetra o