19/01/2024
🔅 Miaro ny tontolo hiainana 🔅
-----
Tsara ho fantara 🤓
-----
Azo avadika 100% ♻️ na "100% recyclable" ♻️ ny varavarana sy ny Varavaran-kely aluminium 👊👌🏽.
Ampiasaina hanamboarana vokatra hafa😉, toy ny:
Moule à gâteau, pièce électroménager, chaise pour jardin,...
-----
Manamboatra varavarana sy Varavaran-kely aluminium ho anao izahay😇.
☎️ 038 30 189 66.
📩 Alu'MY.
'My