30/07/2026
TANY AMIDY AZO ALOHA TSIKELIKELY 12 MOIS- 15% PREMIER VERSEMENT
LOTISSEMENT
Toerana: Ambatohasinina, akaikin'ny la résidence Panoramique eny ambohibe, lalana vita 10 minitra raha mandeha fiara avy eny amin'ny Lycée français sy Leader Price Ambatobe, tanàna tena mandroso be, misy lotissement maro eny amin'ny manodidina, akaikin'ny manazary, eo amin'ny fizaran-tanin'ny commune Ilafy sy Ambohimankakely, efa misy jiro Jirama ny toerana manodidina (Lotissement SEIMAD ohatra), misy Bus ligne H mampitohy an'i Ankadikely syAmbohimangakely mandalo eo akaikiny, akaikin'ny terminus ligne 135 eny ambohibe
Terrain misy lotissement 7011m2, nozaraina lots maromaro ka mbola misy roa ny lots sisa Lot 2: 300 m2 sy Lot 4: 300m2, izay efa misy fefy tamboho biriky
PRIX
Lot 2: Surface 300 m2 - Prix 48.000.000 Ariary (Premier plan)
Lot 4: Surface 300m2: Prix .48.000.000 Ariary
PROMOTEUR
GEOMETRIS, Cabinet de Géomètre Expert et Agence immobilière
Près Lot VE 38 Ambatovinaky , en face Parc d'attraction d'Ambohijatovo -
Tel +261326233865 / +261389344021 Voir moins