Tendance agency

Tendance agency agence immobilier vente et location

02/05/2025

Hasambarana !

Nitady 5 000ar hividianana sakafo ianao. Saika hindrana @ namanao fa izy kay mbola mitady 20 000ar hamenoany ny hofatranony. Io namanao io manantena hitrosa @ mpiara-miasa aminy izay ao anatin’ny mitady 200 000ar hanamboarany ny fiarany.

Io farany io mieritreritra ny hindrana vola @ lehibeny kanefa io lehibeny io ao anatin’ny vaky loha mitady 1 500 000ar handoavany ny karaman’ny mpiasa. Ilay patirao saika hindrana vola @ patirao namany izay mitady 2 000 000ar hahafahany manao livraison ny commande azony.

Ilay farany niantso ny rahalahiny kanefa ity rahalahiny mbola sahirana mitady 20 000 000ar hamitany ny tranony alohan’ny fahavaratra.

Samy manana ny olanany ny tsirairay noho izany rehefa matoa misy manampy ianao dia mahaiza mankasitraka fa tsy moramora ny nahazahoany iny nomeny anao iny.

Tsy voatery ireo manana betsaka no hanampy anao fa izay mahatsapa ny ady atrehinao ary matoky anao. Tandremo simbana iny fahatokisana iny.

Rija Rakotozanakajy.

Karaoke bar efa folaka tsaraAhofa tonga d miasa enao ef completToerana AlasoraHofany 1million ariary0340420626 na mp avi...
27/09/2022

Karaoke bar efa folaka tsara
Ahofa tonga d miasa enao ef complet
Toerana Alasora
Hofany 1million ariary
0340420626 na mp aviatrany

27/09/2022

IREO DINGANA ARAHINA RAHA HIVIDY TANY NY OLONA IRAY : ( vente en totalité ) ilay tany manontolo

🀄*Dingana 1 : Tena Ilaina ny fijerevana ifotony ilay tany hovidiana

🀄*Dingana 2 : Hanontaniana ny olona mipetraka aminy manodidina ilay tany raha sanatria ka misy ady tany

🀄*Dingana 3 : ireto avy ny homanin'ilay mpivarotra alohany handehanana hanao "acte de vente" :
☝️- Cerificat juridique (latsakin'ny 3 volana) isany 2 ( alaina eny amin'ny sampandraharahan'ny fananantany
☝️- dika mitovy ny karapanondro ny mpivarotra sy ny mpividy hamarinin'ny kaominina( latsakin'ny 3 volana) isany 2

☝️1-ny sarintany ( plan topographique ) isany 5 ny iray asiana " coordonnée)
☝️2-ny fanamarinam-ponenan'ny mpivarotra sy mpividy ( latsakin'ny 3 volana) isany 2
☝️3- Ny taratasy fiantohana soniavin'ny mpivarotra sy mpividy) legalisé en forme foncier isany 2
☝️4- taratasy fangatahana ataony mpividy hamadihana azy ilay boky tany "legalisé" soniavin'ny mpividy ihany isany 2
☝️5- ny "Autorisation de transaction" alaina ao amin'ny Amenagement de territoire
☝️6-ny duplicata titre

🀄*Dingana 4 : misafidy ny hanaovana ny acte " acte sous seing privé, na acte authentique na acte notariat"

🀄*Dingana 5 : mila tonga eo daholo ny mpivarotra sy ny mpividy amin'ny fotoana hanaovana ny acte" raha tsy izay dia manome procuration.

✍Pejy fb UCSRF

A louer AlasoraBord de route acces voiture1liv2chb dc wc interne+cuisine+terrasseLoyer 350000ar0340420626
04/09/2022

A louer Alasora
Bord de route acces voiture
1liv2chb dc wc interne+cuisine+terrasse
Loyer 350000ar
0340420626

04/09/2022

Tsena ahofa Alasora
1- 750mil fmg efitra iray bdr
2- 1million500 efitra 2
0340420626

Trano ahofa Alasora1liv3chb confortDc wc anatiny misy parkingTonga fiara tsy alavitra arabe0340420626
03/09/2022

Trano ahofa Alasora
1liv3chb confort
Dc wc anatiny misy parking
Tonga fiara tsy alavitra arabe
0340420626

Trano ahofa Alasora Androka1liv 1chb cuisine, dc wc interneLoyer 1250000fmgCobtact 0340420626
19/08/2022

Trano ahofa Alasora Androka
1liv 1chb cuisine, dc wc interne
Loyer 1250000fmg
Cobtact 0340420626

A vendre Talalata volonondry Ambohitrabiby fiadanana 🏁terrain 1160m2 🛣bord de route accessible voiture🏡pret a batir jira...
18/07/2022

A vendre Talalata volonondry Ambohitrabiby fiadanana
🏁terrain 1160m2
🛣bord de route accessible voiture
🏡pret a batir jirama approximite
📞0340420626 pour plus d'info

30/06/2022

Tany amidy Ampefy 4km Kavitah 2600m2 plat pret a batir access voiture /0340420626

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
101

Telephone

+261340420626

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tendance agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category