12/09/2026
💚 Ny fahatokisana miverimberina no valisoa lehibe indrindra ho anay. 🏡
Faly izahay androany niara-niasa indray tamin’ity cliente ity, izay fanindroany izao no nisafidy ny SEED Immo hanatanteraka ny tetikasany. 🤝✨
Tsy misy mahafaly anay mihoatra noho ny mahita ireo clients efa niara-niasa taminay miverina mametraka ny fitokisany aminay.
🙏 Mankasitraka indrindra amin’ny fahatokisana sy ny fidélité. Misaotra nisafidy anay indray, ary mirary fahombiazana amin’ity dingana vaovao ity! 🌱🏡
SEED Immo
Taniko, harena ho ahy sy ny ankohonako.