Ts'art Peint

Ts'art Peint Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ts'art Peint, Real Estate, Ampasapito, Antananarivo.

AZ Construct, spécialisée dans les domaines suivants :

Construction de bâtiments

Peinture (marque ts'art peint ✌️)

Électricité

Ouvrages en aluminium et mélaminé

Ouvrages métalliques

Plomberie
📲0388147492 📞 0382022010

25/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lalaina Rafanomezantsoa, Ozzy Zion Edna, Anjaratiana Rakotozafy

08/10/2025

Avec CHAP Produits Chimiques – Je viens d’être reconnu(e) comme l’un(e) de ses super fans !

Mifarana ny erin'andro koa ndao hanatsara ny loko ao an-trano e!Misy peinture sol, peinture à l'huile Ary à l'eau ato am...
19/09/2025

Mifarana ny erin'andro koa ndao hanatsara ny loko ao an-trano e!

Misy peinture sol, peinture à l'huile Ary à l'eau ato aminay a!!!

Mazava hoazy tsara nefa mora🙌👍

Alefaso ny commande Ary e 🤫

Afaka manao livraison izahay

Promotion be reto ny loko ato amin'i Ts'art Peint a🙈Loko à l'eau intérieur sy extérieur samy lavable daholo 💪Sady manamb...
10/09/2025

Promotion be reto ny loko ato amin'i Ts'art Peint a🙈

Loko à l'eau intérieur sy extérieur samy lavable daholo 💪

Sady manamboatra, mivarotra Ary mandoko izahay ✌️

Contact :0382022210

Mandalo ny tsara, mandalo ny mora🤫  sol à l'eau lavable sy à l'huile.Aza lany andro anositra savoka intsony e 😜 Efa io n...
09/09/2025

Mandalo ny tsara, mandalo ny mora🤫

sol à l'eau lavable sy à l'huile.

Aza lany andro anositra savoka intsony e 😜

Efa io ny vahoalana hoanao sady mamiratra ny ao an-trano no manaraka tendance iany ko✌️

Sady mivarotra no mandoko iany ko izahay ato amin'i Ts'art Peint.
Loko azo antoka, ny équipe efa pro👍

Nb: misy couleur izay tianao 🙌

Contact :0382022210

Ty zany le oe tafo lanitra🤣🤣🤣.  Midira mp izay asina an io ny plafond.👷🏻
19/08/2025

Ty zany le oe tafo lanitra🤣🤣🤣.
Midira mp izay asina an io ny plafond.👷🏻

Milamina hatrany ianao miaraka 'art Peint.  Tsy mivoana amin'ny devis vita ny fandaniana rehetra.  Aza misalasala mifand...
11/08/2025

Milamina hatrany ianao miaraka 'art Peint.
Tsy mivoana amin'ny devis vita ny fandaniana rehetra.
Aza misalasala mifandray aminay fa omena fahafaham-po ianao.
🏝️ Chantier Tamatave.
Peinture al huile interieur sy exterieur.
Enduit beissier interieur.
Plomberie sy installation electrique.

Rehabilitation peinture.   Misaotra Anareo natoky anay hatrany.🏠LOKO tsara kalitao sy ASA voakaly ary ara-potoana hatran...
08/08/2025

Rehabilitation peinture.
Misaotra Anareo natoky anay hatrany.
🏠LOKO tsara kalitao sy ASA voakaly ary ara-potoana hatrany no atolotray ho anareo🤝🏻
👷🏻"HIASA FA TSY ITADY VOLA"

Peint sol al'huile Ts'art Peint.   Rendement 6m2 /kg ( une couche ihany d'efa mety io).
21/07/2025

Peint sol al'huile Ts'art Peint.
Rendement 6m2 /kg ( une couche ihany d'efa mety io).

Peinture IEM à al'eau Ts'art Peint.   Rendement 6m2 /kg.
21/07/2025

Peinture IEM à al'eau Ts'art Peint.
Rendement 6m2 /kg.

Address

Ampasapito
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ts'art Peint posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category