05/04/2024
Conception R+3 ity, tsara nefa no manamarika fa rehefa vita ny plan detailler, dia tokony manao calcul isankarazany momban'ny beton izahay (dimensionnnemnt des elements en BA), omena ny macon, harahiny rehefa manangana izy ireo, ary tokony araha-maso (Agent de controle) izy ireo, izay vao Tena manara-penitra ilay Asa.