19/11/2024
👋 Tompony mivantana izahay
Tany amidy
Eo akaikin'Ambohimamory na Antanimenakely ( arrêt taxi phone)
Mirefy : 400m²
Akaiky arabe fa TSY TONGAN'NY FIARA
Afaka Tonga Dia anorenana, Jiro akaiky rano tsy alavitra ,
Efa titré et borné
💰Vidiny : 120.000ar ny mettre carré MIADY VAROTRA