03/04/2026
Tonga indray anay ee,: 🤫😂👍🎁
Izahay ato amin'ny Hope Immo dia manana ireto offre manaraka ireto :
🎁Tany : 1: eny ambatotsampana ampitatafika commune rurale izy io 40a55 ça : afaka morcellena , marihina fa misy fihenambidy be ho an'izay mahazaka azy rehtra, (efa titre ) , accessible na camion aza hatreo amin'ny tany, tsy lavitra jiro, efa maro voisines 🏘️🏘️🏘️
🎁 Tany : 2 : itaosy marobiby 2 ares 80ca , , accessible ihany koa , efa titre , quartier résidentiel, accessible voiture, efa titre ihany koa
🎁Tany 3: Imerikasinina 9ares25ca, accessible, taratasy : cadastre , accessible mazava ho azy 🏘️🏘️
Dia mañana tany sy trano koa zahay
🏘️Trano 1 : Itaosy trano roa lehibe non accessible voiture (fa tongany moto) détails en mp , eny ambaniala itaosy eny 🏘️🎁 efa titre , misy jiro , rano vovo , akaiky pompe
🏘️Trano 2 : Manjakaray non accessible voiture fa tongan'ny moto , jiro efa misy , pompe akaiky eo koa 🔌🔌⛲
🏘️Trano 3: trano sy tany ambatoroka ambadiky n'y Ucm , accessible , Sady efa titre , misy jiro tsy lavitra rano , fa mp amzay n'y détails rehetra aza 🎁🎁⛲🏘️
0340174195