Fiivo-Immo

Fiivo-Immo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiivo-Immo, Real Estate Company, Ivato 105, Antananarivo.

03/08/2024

Miarahaba e...
Arahabaina manokana ireo hankalaza ny tsingeritaona nahaterany amin'ity volana ity.
Ao efa misy 😄 azo atao fanomezana.

Mbola dispo ato ity ho an'izay vonona. Afaka miantso avy hatrany amin'ny laharana 0336439409.
18/07/2024

Mbola dispo ato ity ho an'izay vonona.
Afaka miantso avy hatrany amin'ny laharana 0336439409.

15/07/2024

Ho anao manana vina hividy tany n'a trano manodidina an'Ambohibao, Talatamaty, Ivato, Ambohidratrimo, Alakamisy Anosiala, Andakana.Tongava ao amin'ny hafatra miafina (mp) fa misy mety aminao aty aminay.

09/07/2024

Client mitady trano partie Talatamaty jusqu'à Ivato
Budget 700 million fmg
Alefaso ny proposition
Merci 🫶

Appartement type F4 AMIDY AMBOHIBAO AKAIKIN BIANCO4 chambresSéjourCuisine (avec hotte et placard) ouverte sur salle à ma...
08/07/2024

Appartement type F4 AMIDY AMBOHIBAO AKAIKIN BIANCO

4 chambres
Séjour
Cuisine (avec hotte et placard) ouverte sur salle à manger.
Deux salles de bains dont l'une est attenante à une des chambres.
Toilette visiteurs.
Terrasse.
Parking pour 2 voitures

Prix à debattre tsara
Misy ny facilité de paiement
Mp direct ou 0336225284/0346561933

07/07/2024

Tany amidy Mangarivotra Ivato
Efa clôturé tsara
300m2
Efa afaka hanorenana tsara
Tongava mp tompoko

06/07/2024

Tany amidy Ambohidratrimo
300m2
Prix 95 000ar/m2
Tongava mp fa mbola à debattre io prix io 😍🤗

05/07/2024

Tany 200m2
Ambohidratrimo
Accés voiture
80 million fmg à debattre
Mp ary o

Salama daholo 🤗Ho anao manana projet hividy na hivarotra tany na trano dia afaka miditra MP fa manana proposition maroma...
02/07/2024

Salama daholo 🤗
Ho anao manana projet hividy na hivarotra tany na trano dia afaka miditra MP fa manana proposition maromaro sy mety hifanaraka amin'ny budget anao izahay na miantsoa ny laharana 0336225284/0346561933

Address

Ivato 105
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiivo-Immo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share