23/10/2024
Mialohan'ny handavaka (lavadrano na forage) dia important be ny manao étude GÉOPHYSIQUE (mpijery source rano ambanin'ny tany).
Ireto misy antony vitsy:
▪︎Mba ho hita ilay point tsara tokony handavahana hahazahoana rano.
▪︎Hita ihany koa ny rano rehetra ao ambanin'ny tany.
▪︎Hita ny vato sy partie mafy rehetra
▪︎Hita 3D mazava tsara ihany koa ny profondeur misy ny rano.
▪︎Hita ihany koa ny source sy fracture misy rano tena betsaka.
Maro tena maro fa raha samy handavaka ihany dia aleo mandavaka amin'ny point tena sûr sy azo antoka miaraka aminay géophysicien mijery rano ambanin'ny tany.
✅ Mba tsy hijaly rano, mba tsy hidona amin'ny vato, mba tsy ifindra lavaka foana, mba tsy ho ritra, mba tsy handalina sy hanala vato matetika sns..
👉 Koa raha mahaliana anao dia afaka miantso amin'ny laharana eo ambany isika na miditra Mp miresaka tsara ny toerana sy prix.
Nß: Afaka mi déplace any amin'ny Faritra.
- 0349310268
- 0341502451