28/07/2026
ð²ð¬FANGATAHANA TANIM-PANJAKANA
ðð«ððš ðð¢ð§ð ðð§ð ðð«ðð¡ð¢ð§ð
1ïžâ£ ðððððððððð ðð ðððð-ðððð ðððððððððð ðð ððððð-ððððððððð
Ny lalà na 60-004 no nihatra mahakasika ny tanim-panjakana talohanâny fanavaozana azy taminâny 2005.
Taorianâny 2005 dia teraka ny lalà na 2005-019/17 Oktobra 2005 mikasika ny sata-tany : tanim-panjakana, tany anâolon-tsotra ary misy ny tany manana ny sata manokana.
Nisy ny fanovana ny lalà na taminâny 2005. Ankehitriny, ny lalà na 2008-014 taminâny 23 Jolay 2008 no manankery aminâny fangatahana tanim-panjakana.
2ïžâ£ ð°ðð ððð ðð ððððð ððððððððð ððððð-ððððððððð ?
Afaka mangataka avokoa ny olon-drehetra.
3ïžâ£ ð»ðððð-ððððððððð ðð ðððð ððð ðð ðððððð ðð ððððð ðððððððððð ?
Tsy voafetra ny refinâny tany azo angatahina.
-ð£ðªð·ð²ð¶-ð¹ðªð·ð³ðªðŽðªð·ðª ðªððž ðªð¶ð²ðð : tanim-panjakana tsy misy titra, tsy misy kadasitra, na efa manana titra aminâny Fanjakana .
-ð£ðªð·ð²ð¶-ð¹ðªð·ð³ðªðŽðªð·ðª ðœðŒð ðªððž ðªð¶ð²ðð : natokana ho anâny Minisitera, Domaine Public (ampiasaina hoanâny vahoaka).
4ïžâ£ ð¹ððððð ððððð ðð ðððððâðð ððððð ðððð ðð ððððð-ððððððððð ?
ðð»Miafara aminâny fahazoana ððð¡ðð ny dingana arahina aminâny fahazoana tany. ððð¡ðð izay milaza fa anâny Fanjakana Malagasy aloha ny tany, ary izy no manome izany ho anâny mpangataka.
ð«Žð» Misy karazany maromaro ny fanomezana tany ataonâny Fanjakana :
ð¹ðð£ðððð¡ððð (vente)
ð¹ððððððððð ð¡ðððŠ (affectation) raha ho anâny Minisitera
ð¹ððððððððð (Dotation) raha hoanâny Kaominina
Fampanofana : fampanofana tsotra (bail ordinaire), bail emphytéotique.
5ïžâ£ ð°ðððð ððð ðððð ð
ðððððð ððððððð ðððð ððð ðð ððððððððð ððððð-ððððððððð?
ðð»Fanaovana saritany (plan) any aminâny sampandraharahanâny Fadrefesantany (service topographique) ka tsy maintsy midina any an-toerana izy mamaritra ny tany izay hangatahina.
ðð» Raha azo angatahina ny tany dia afaka miroso aminâny famenoana ny « formulaire ».
ðð» Aterina ao aminâny sampandraharahanâny Fananantany (Service des domaines) ny « formulaire » hitahirizana (enregistrement) ny antontan-taratasy. Miaraka aminâizay ny fahazoana ny laharanâny tany, ary iny ihany koa ny daty fanombohanâny fangatahana any aminâny sampandraharahanâny Fananantany ialohavanâny fandoavam-bola antoka (cautionnement).
ðð» Misy ny fidinana ifotony (constatation des lieux) izay ataonâny Kaomisionina tarihinâny Sampandraharahanâny Fananantany sy ny Fandrefesantany. Ka antsoina ny tompony sy ireo mpiray vody rindrina mialohanâizany.
Ny Kaomisiaonina no manao fintanana an-tsoratra ny mahakasika ny eo amboninâilay tany angatahina : fanorenana nafambolena ary izay nanazary izany. Izy ireo ihany koa no mametraka ny heviny (avis) aminâny fanomezana na tsia ilay tany.
ðð» Mitohy aminâny fitsirihana faharoa (2nd repérage) ny dingana aorianâny fahazoanâny sampandraharahanâny Fandrefesantany ny antontan-taratasy .
ðð» Rehefa vita izany dia alefa any aminâny «autorités des décisions».
ðð» Manome tolokevitra ny lehibenâny fari-piadidiana (chef circonscription) : omena na tsia ny tany, ny antonâizany ary mametra ny vidiny .
ðð» Mametraka ny sampandraharaham-paritra : mitombina ve ny fanomezana na tsia, ary ihany koa ny fanampahan-kevitra (décision) ao.
ðð» Rehefa tsy misy fanamarihana avy aminâny «autorités des décisions» dia miroso aminâny «immatriculation» ny tany. Satria ny tany voasoratra amin'ny anaran'ny Fanjakana Malagasy ihany no azo omena ny mpangataka.
ðð» Raha tsy mitombina kosa ny fangatahana, dia tsy tohizana intsony ny dingana.
ðð» Rehefa ekena ny fangatahana dia mety ho ny tany rehetra (totalité) na mety ho ampahany, arakarakinâny zava-misy ao aminâny fangatahana.
ðð» Aminâny fotoana hivoahanâny ny fanampahan-kevitra (décision) dia ampahafantarina (notifier) ny mpangataka.
ðð» Homanina ny antontan-taratasy rehetra hanaovana ny «Immatriculation» sy ny tsato-bato dia alefa any aminâny sampandraharahanâny Fandrefesantany. Ny titra kosa dia any aminâny sampandraharahanâny Fanananantany. Ary ny tomponâny tany no manome ny anaranâny tany izay mety aminy.
ðð» Rehefa vita izany dia midina ifotony ny Sampandraharahanâny Fandrefesantany manao ny tsato-bato, ary misy fiantsoana ireo voakasika indray.
ðð» Raha tsy misy olana ny fanatanterahana ny tsato-bato dia averina any aminâny sampandraharahanâny Fananantany indray ny antontantaratasy sy ny tatitra (PV) nanaovana ny «immatriculation» ary ny saritany mifanaraka aminâizany.
ðð» Ampahafantarina anâilay mpangataka ny tany aminâny alalanâny «avis de paiement» ny vola tokony aloany, any aminâny «Provision Domaniale» ary mahazo fanamarinana (quittance) izy rehefa voahefa izany. Ao anatinâny iray (1) taona no tokony handoavana izany, ka raha tsy tanteraka izany ao anatinâio fe-potoana io dia azo atao ny manao fanafohanana ny fangatahany.
ðð» Manao sonia ny taratasim-pivarotana (acte de vente) ny mpangataka ary alefa any aminâny «autorités dâapprobation» : fileovana (préfet) na any aminâny foibe.
ðð» Miverina any aminâny foibem-pitantanana ara-ketra (centre fiscal) anaovana ny « enregistrement ».
ðð» Miroso aminâny fanoratana aminâny «livre foncier» izay «registre» ampiasainâny sampandraharahanâny Fananantany hanoratana ny titra anâny olona tsirairay izay misoratra ao.
ð«Žð» Omena ny tompony ny « Duplicatat du titre » na dika mitovy aminâilay « livre foncier » ao aminâny Sampandraharahanâny Fananantany.
6ïžâ£ ðð-ððððððð ððð ðð ðððððð ðð ðððððððððð ððððð ?
Miankina aminâny fahavononanâny mpangataka, ny sampandraharahanâny Fananantany sy ny Fandrefesantany ary ireo sampana teknika izay miara miasa aminâny sampandraharahanâny Fananantany sy ny Fandrefesantany ny fahafaingananâizany.
Aminâizao, noho ny ODOC na titra faobe izay karakarainâny Minisitera dia haingana sy mora kokoa ny fangatahana ny tany. Mitambatra aminâny toerana ny fangatahana ka manamora ny fanatanterahana ny «procédure», sy ny vidinâny tany satria ny Fanjakana dia mitsinjo manokana anâireo mpangataka tafiditra ao anatinâny ODOC.
7ïžâ£ ðµð ðððððð ðððð ðððððððð
Eny aminâny peta-dridrina eny aminâny circonscription tsirairay avy.