Aro Zo & Tany

Aro Zo & Tany Connais ton droit, protège-le, fais-le valoir par la loi

18/11/2025

Aza hadino Ary tena zavadehibe no Sady Zo-nao ny manotany sy mitady @ Mpivarotra Tany hoe aiza ny Boky Titra na Kadasitra?
Abonnez-vous 🫵

15/11/2025

⁉️🆘Ahoana ny atao raha hanao annulation acte de vente?
☑️:Fantaro aloha Inona no mety ho antony hanaovana annulation❓: Mila Antony mazava sy aradrariny/lalàna:
‼️Vices cachés : raha misy olana miafina tamin’ilay tany na trano (fanao misy olana tsy hita avy hatrany) izay mety hanimba ny Zo Fitompoana ny Tany na ny fampiasana azy.
‼️Double vente na vente de chose d’autrui — raha nisy olona nivarotra zavatra tsy izy na efa nivarotra tany aloha.
‼️Défaut de paiement — raha ny mpividy tsy nandoa ny vidiny toy izay nifanarahana, azo atao ny mangataka résolution / annulation. Manana Eo feno @ famerenana ny Mpivarotra/Mpividy izay victime
‼️Vice de forme — mety misy olana amin’ny fanaovana ilay acte (ohatra, tsy nahafeno fepetra legaly).
‼️Fraude / dol — raha nisy hosoka na fampanantenana tsy marina, ary nisy fakàna tombony tamin’izany.
‼️Mety ho fifanarahan'ny Parties( Mpivarotra sy Mpividy) ihany koa.

15/11/2025
11/11/2025

FAMPAHAFANTARANA NY SARAN’NY Certificats Numériques de Situation Juridique (CNSJ) et aux Plans Individuels Numériques (PIN)

09/11/2025

Ahoana ny atao raha hanao "annulation Acte de Vente" ary Iza avy no afaka manao izany?
Ndao ho resadresahatsika eto @ Pejy ny momba izany. abonnez-vous 🙏

Misy manotany hoe : Tena Ilaina vé ny maka autorisation de transaction rehefa hanao Mutation na enregistrement.Valiny: E...
08/11/2025

Misy manotany hoe : Tena Ilaina vé ny maka autorisation de transaction rehefa hanao Mutation na enregistrement.
Valiny: Eny, Tena Ilaina ny Autorisation de transaction na Morcellement indrindra rehefa hanao Mutation .
Ireto avy ny taratasy ilaina:
-Plan 5,misy coordonné nny plan iray(01)
-juridique -3mois
-acte de vente
- Photocopie CIN Certifié ny Mpangataka/Mpividy/
Apetraho hatrany ny Fanontaniana fa ho valiana eto @ Pejy❤️
Abonnez-vous 🫵🙏

08/11/2025

Inona ny maha Samy hafa ny Boky Kadasitra sy boky Titra?
☑️Samy porofon'ny fananan-Tany aloha izy ireo
☑️Ny boky Kadasitra Dia afaka mibaby na ahitàna laharana parcelle maromaro na iray fa mitovy ny numéro rejisitra, Takelaka, Fizaran-tany Ary Commune na Kantao.
☑️Raha vao Kadasitra no resahana Dia Tsy maintsy hita sy Complet ao ireo référence ireo vao afaka akàna CiSJ(Juridique) @ domaine fa ny Titra kosa Dia numéro Titre ihiany Dia efa ahitàna hoe Iza no Tompony,Mety ho iray na Maromaro ny Tompony😊
☑️Ny boky Titra kosa Dia Titra iray hoan'ny Tany iray ihany, mety ho iray na maro2 ny tompony.
Partagé-o Ary abonné-o ny Page❤️🙏
Apetraho hatrany ny Fanontaniana❔❔

Efa andalana @ famahana ny Boky Rovitra ireo technicien momba ny fananan-Tany.. araho Tsy tapaka ny Pejy 🇲🇬
08/11/2025

Efa andalana @ famahana ny Boky Rovitra ireo technicien momba ny fananan-Tany.. araho Tsy tapaka ny Pejy 🇲🇬

04/11/2025

Apetraho izay fanontaniana manitikitika anao🫵 momba ny taninao fa ho valiana mivantana eto @ Pejy 🇲🇬⚖️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aro Zo & Tany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category