21/02/2026
𝑳𝒂 𝒗𝒆𝒓𝒔𝒊𝒐𝒏 𝒇𝒓𝒂𝒏𝒄̧𝒂𝒊𝒔𝒆 𝒆𝒔𝒕 𝒆𝒏 𝒅𝒆𝒔𝒔𝒐𝒖𝒔
Ny haingon-trano sy ny fomba fiaina any amin'ny morontsiraka andrefana
Any amin’ny morontsiraka andrefana, ny ranomasina dia mibahana ny fiainana. Misy ny hafanana, saingy lalaovin’ny rivo-dranomasina mitsoka malefaka izany. Ka tsy maintsy afaka miditra sy mivoaka tsy misy sakana izany rivotra. Ny trano sakalava dia nifidy ho azy ny rafitra maivana, izay mitsangana amin’ny tsatoka indraindray, misy fisokafana lehibe, ary mampiasa akora avy amin’ny tany. Ny Hazo, kofafa randrana, tafo avo: dia natao mba hampidirana ny tsio-drivotra sy hisorohana ny hafanana tsy hitoetra ao an-trano. Ity maritrano (architecture) ity dia miaina tanteraka. Mampahatsiahy antsika izy fa ny trano dia tsy tokony hiady amin’ny toetrandro, fa hiara-miaina aminy am-pahendrena.
Mandraka ankehitriny, ny fitodiky ny trano, ny fahazavana, ary ny fikorianan’ny rivotra no fototry ny fonenana ahitana fahasambarana sy maharitra.
Sur la côte ouest, la mer rythme le quotidien. La chaleur est constante, les vents marins circulent librement, l’air doit pouvoir entrer et sortir sans obstacle. Les maisons sakalava ont naturellement adopté des structures légères, parfois surélevées, avec de larges ouvertures et des matériaux végétaux. Bois, fibres tressées et toitures hautes favorisent la ventilation et limitent l’accumulation de chaleur. Cette architecture respire. Elle nous enseigne qu’un bon habitat ne lutte pas contre le climat : il s’y adapte intelligemment. Aujourd’hui encore, orientation, lumière et circulation de l’air sont au cœur d’un immobilier confortable et durable.
Chez AIOS PROPERTIES, chaque projet est pensé pour offrir un cadre de vie harmonieux, adapté à son environnement
📞 Téléphone : 032 01 205 10
🌐 Site web : www.aiosproperties.com
AIOS Properties – L’immobilier, autrement.