22/12/2025
Jiro tapaka tampoka napisaraka antsika fa faly be izahay amin’ny fanohananareo maro be na dia live tampotampoka ary ilay teo 😍😍
Miditra mp daholo manao confirmation izay mbola tsy nandefa teo an
Mankasitraka antsika rehetra
Demain daholo livraison 😘