TRANO TANY Lovasoa

TRANO TANY Lovasoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TRANO TANY Lovasoa, Real Estate Company, Ambatoroka, Antananarivu.

28/03/2019

Birao hampanofaina Ambatoroka!!
Efitra mirefy 12 m2 efa misy latabatra sy seza fandraisan'olona dia latabatra afaka ivoriana olona 4.
Efa misy connexion wifi; mpanadio; jiro sy rano.
Misy parking Amorondalana be
Antsoy ny: 032 50 409 83 034 52 586 56
E-mail: [email protected]

Bureau à louer
28/03/2019

Bureau à louer

30/10/2018

Tany amidy Ambohimalaza
2 km miala ny RN2, tongan’ny fiara (tsara lalana)
Tany tonga dia azo anorenana, taratasy aradalana.
Toerana efa misy tanana mandroso (future résidentiel)
Toerana milamina sy tsara rivotra (vue panoramique)
Refiny : 1800 m2 azo zaraina roa !!
Vidiny : 60 000Ar/m2 miady varotra.
Antsoy ny : 032 50 409 83/ 034 52 586 56
E-mail : [email protected]

Address

Ambatoroka
Antananarivu
101

Telephone

032 50409 83

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TRANO TANY Lovasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share