Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga

Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga ���Lotissement TSARAJORO Amparemahitsy MAHAJANGA II , vente de parcelles , 500 m carré (20m ?

Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga , mbola mitohy hatrany ny tolotra ato aminay , ho anareo mila tany miataka...
03/09/2023

Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga , mbola mitohy hatrany ny tolotra ato aminay , ho anareo mila tany miataka ville , milamina . 15 km miala ville no misy ny LOTISSEMENT TSARAJORO , 1 parcelle = 500 M2 ( 20m× 25m ) , 8 millions d'ariary , efa ao anatiny ny frais de dossiers rehetra . Aza misalasala miantso 0341733799 / 0327396733 .

Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga 🌞🌞🌄🌤️
21/03/2023

Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga 🌞🌞🌄🌤️

12/03/2023

Mankasitra indrina anareo nametraka fitokisana taminay , na any antany lavitra aza anareo. Misokatra ho an'izay Mbola te hividy tany, titré borné ny Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga . ( 1 parcelle = 500 M2 " 20m × 25m" , 8millions d'ariary )

🏘️🏘️🏞️🎤🎤Hivoaka tsy ho ela ny andian'ny livre foncier manaraka , ho an'izay nanjifa tany ato @ Lotissement Tsarajoro Amp...
27/02/2023

🏘️🏘️🏞️🎤🎤Hivoaka tsy ho ela ny andian'ny livre foncier manaraka , ho an'izay nanjifa tany ato @ Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga . Mitohy hatrany ny visite ho an'izay liana , Contact 0341733799/ 0327396733 LOTISSEMENT TSARAJORO 👍📢📢📢

Miarahaba sahady ho an'izay nahazo boky androany !!! , 2023 ndray ny vague manaraka , misaotra @ fahatokisana ny Lotisse...
20/12/2022

Miarahaba sahady ho an'izay nahazo boky androany !!! , 2023 ndray ny vague manaraka , misaotra @ fahatokisana ny Lotissement "TSARAJORO" .MIRARY FETY SAMBATRA DAHOLO 🤩🤩👍😘😘

Lotissement TSARAJORO , Amparemahitsy  MAHAJANGA II ,tany (14ha 21A 57 M2 ) ,mifanefitra @ nouvelle ville SEIMAD , ahita...
04/11/2022

Lotissement TSARAJORO , Amparemahitsy MAHAJANGA II ,tany (14ha 21A 57 M2 ) ,mifanefitra @ nouvelle ville SEIMAD , ahitanao Parcelles 188. Lot 1= 8 millions d'ariary , Izay efa ao anatiny ny frais rehetra , izahay no mikarakara ny livre foncier @ anaranao mandra- pivoahany titre s'y borne. 5 minitra monja miala ny arabe, raha @ tomobil , 600 m mitsofoka.Misaotra sahady , ho an'izay efa nanjifa sy nametraka fitokisana taminay, na ny eto an-toerana na ny any ivelany.📞 0341733799 / 0327396733.Gratuit hatrany n'y visite.

02/11/2022
31/10/2022
30/10/2022

𝗢𝗧𝗢𝗛 𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗥𝗘𝗠𝗔𝗛𝗜𝗧𝗦𝗬 𝗠𝗔𝗛𝗔𝗝𝗔𝗡𝗚𝗔: 𝗛𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 .

Hanomboka rahampitso 31 oktobra hatramin'ny 5 Novambra izao ny fisoratana anarana ahafahan'ny mponin'i Mahajanga hisitraka ilay ampahan-tany entina manorina trano na 𝗢𝗧𝗢𝗛 "𝗢𝗻𝗲 𝗧𝗶𝘁𝗹𝗲 𝗢𝗻𝗲 𝗛𝗼𝘂𝘀𝗶𝗻𝗴" 𝗺𝗶𝗿𝗲𝗳𝘆 𝟮𝟬𝟬 𝗺𝟮-𝟮𝟱𝟬𝗺𝟮 𝗺𝗶𝗶𝘀𝗮 𝟴𝟳𝟱 𝗮𝗼 A𝗺𝗽𝗮𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺𝗮𝗵𝗶𝘁𝘀𝘆 𝗠𝗮𝗵𝗮𝗷𝗮𝗻𝗴𝗮. Fandaharan'asam-panjakana amin'ny fanorenana 40 000 logements.

Tafiditra ao anatin'ny fanamarihana ny"𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗿𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗵𝗼𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗧𝗮𝗻𝗮𝗻-𝗱𝗲𝗵𝗶𝗯𝗲" 𝗻𝗮 𝗻𝘆 "𝗝𝗼𝘂𝗿𝗻𝗲́𝗲 𝗠𝗼𝗻𝗱𝗶𝗮𝗹𝗲 𝗱𝗲𝘀 𝗩𝗶𝗹𝗹𝗲𝘀" (𝗝𝗠𝗩) ny 31 oktobra ny fanombohan'ny fisoratana anarana eny amin'ny Cité MEVA Amborovy Mahajanga.

Handray antsika ampitsikitsikiana hatrany ny SENVH mandritra ny ora fisokafan'ny birao.

Address

Amparemahitsy MAHAJANGA II
Antanimasajy
401MAHAJANGA

Telephone

+261341733799

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lotissement Tsarajoro Amparemahitsy Mahajanga:

Share

Category