Group-ANEFFA Vakinankaratra.

Group-ANEFFA Vakinankaratra. Page simple

Akasitrahana isika mpampianatra Tonga namaly ny antso androany mitohy ny alakamisy 23 octobre 2025  maraina eo  Antsirab...
20/10/2025

Akasitrahana isika mpampianatra Tonga namaly ny antso androany mitohy ny alakamisy 23 octobre 2025 maraina eo AntsirabeII ny tolona izay itakiantsika ny tombotsoa antsika Mpanabe
Efa fatatra ireo maharary antsika hatr@zay
No Mbola tsy azo hatr@zao koa manentana antsika rehetra anatevin-daharana ny tolona
Tsindriny manokana ny ametrahana tomponandraikitra eto ho olona avy ato MEN fa tsy olona avy any ivelany

Ny Group-ANEFFA eto Vakinankaratra dia Makasitraka ireo rehetra nitolona indrindra ireo Miaramila ao  sy ireo vahoaka Ma...
16/10/2025

Ny Group-ANEFFA eto Vakinankaratra dia Makasitraka ireo rehetra nitolona indrindra ireo Miaramila ao sy ireo vahoaka Malagasy rehetra nijoro tsy akanavaka singanina Manokana ireo tanora
Miarahaba ny Filoham-panjakana ihany ko mirary ny soa sy ny tsara ho azy MBA ho omen'Andriamanitra Mandrakariva Masina izay iantsoroany ho an iTanindrazana
Manaraka izany tsy Mbola vita ny tolona de ny Fanovana ny rafitra sy Fanovana ny rafitra tsy mety teto ny Firenena indrindra ny eto
Noho izany Ny Group-ANEFFA Vak Dia miantso antsika mpikambana na Mbola tsy mpikambana anasana antsika mpampianatra na mpandraraha eto Vakinankaratra ho Tonga eto 'i Cisco AntsirabeII ny Alatsinainy 20 octobre 2025 maraina
Tongava maro fa betsaka ny Zavatra ho dinihana tsika ho tombotsoa antsika Mpanabe
Ny Group-ANEFFA Dia mikatsaka mandrakariva ny tombotsoa ambon'ny mpanabe
Ary mijoro hatrany hoan i mpanabe
Raha Mila fanazavana fanampiny Dia antsoy ireto:034 91 276 89 coodo Njaka
033 11 914 35 Chef Julien
034 87 958 87/033 48 919 87 Président Emile
034 90 141 90 Christian
Misaotra tompoko

Ny group-Aneffa sy Association MAMPITA Dia faly miarahaba nao lasa Ministre mahefa bé  napetraka
12/01/2024

Ny group-Aneffa sy Association MAMPITA Dia faly miarahaba nao lasa Ministre mahefa bé napetraka

10/07/2023

Ny group Aneffa rehetra Dia mitondra ny teny fampihononana feno hoan'ny fianakavina RAKOTONIRINA Julien sy ny zanany Ary ny fianakavina manontolo,enga anie ilay Andriamanitra tompon'ny fampihononana amafa ny alahelo rehetra

16/06/2023

Tapitra ny 72h nomen'ny group Aneffa VAKINANKARATRA ny ministeran'ny Fanabeazam-pirenena

Manome 72 ora ny Minist*ran'ny Fanabeazam-pirenena ny Groupe ANEFFA Vakinankaratra hamahana ireo olana maro misy eto ani...
12/06/2023

Manome 72 ora ny Minist*ran'ny Fanabeazam-pirenena ny Groupe ANEFFA Vakinankaratra hamahana ireo olana maro misy eto anivon'ny Minist*ra. Raha tsy misy fandraisan'andraikitra aorian'izay dia hiroso lalindalina kokoa @ FITAKIANA izahay! Teo @ tokotanin'ny Cisco Antsirabe1 moa no nanaovana ampahibemaso izany fanambarana izany androany 12 jiona 2023.

26/03/2023
Fakalazana ny anisan'ny nakalaza izany ihany koa ny teto  vakinankaratra,isaorana ny Fitaleovam-paritra ny Fanabeazana e...
05/10/2022

Fakalazana ny anisan'ny nakalaza izany ihany koa ny teto vakinankaratra,isaorana ny Fitaleovam-paritra ny Fanabeazana eto Vakinankaratra indrindra fa Ramatoa Minisitra t@ fanomezana malalaka ny mpampianatra manerana ny nosy ankalaza izany,sambany teto Vakinankaratra no nisy hetsika fakalazana izany.
Nisy ny famelabelaran-kevitra niarahana t@ ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ary nandray anjara mavitrika t@izany iroe mpampianatra nitondra ny hetahetany sy sosokevitra hanatsarana ny fanabeazana sy ny farim-piainan'ny mpampianatra ka namaly izany ny Talem-paritra nisy ihany koa ny hazakazaka manodidina ny gara ary zomba notarihin'A/toa Talem-paritra sy ny syndicat ary notronon'ireo mpampianatra marobe.
Afampo tanteraka ny mpampianatra ary maromaro ny tahakan'izany satria ireny no mba ahafah'ny mpampianatra maneho ny alahelony sy hetahetany.
Etsy akilan'izany anefa dia mbola misy ireo tompon'andraikitra eny anivon'ny cisco sasan-tsasany mandrahona sy manao ramatahora an'ireo mpampianatra tsy anatrika izany nefa ny Ministera foibe manome malalaka hankalazana izany, dia fanitsakitsahana ny zon'ny mpampianatra tanteraka izany ka toherinay @ herinay rehetra sady mifanimpaka tanteraka @ lalana ny asam-panjakana ny fandavana ny baikon'ny lehibe.
Aza adino fa fahefana nampindramin'ny vahoakanareo io ka aza de manampatra fahefana loatra re!
Aza terena ihany koa izahay mpampianatra hitondra> eny ambaravaranareo.
Ny atao hoe mpitantana dia ray aman-dreny mpandamina fa tsy natao anakorontana.
Eto ampamaranana dia mamerina ny fisaorana ho antsika rehetra izay nandray anjara t@izany fakalazana izany ary ho antsika tomponandraikitra rehetra dia omeo hasina ny mpanabe fa tsy tonga t@io andraikitrao io ianao raha tsy nandalo t@izy ireo ary miainga avy ny fampandrosoana.
Masina ny fanabeazana!

29/09/2022
23/08/2022

Faly miarahaba antsika mpampianatra ENF rehetra izay voaray mpisampanjakana t@ity 9eme vague ity ary makahery ireo mbola tsy voaray.
Isaorana MEN namaly ny fangahan'ny syndicat mikasika NY critère satria nahavaly ny hetaheta ny akamaroan'ny mpampianatra izany samy nahazo ny anjarany na ireo izay efa ela niasana na ireo nanana ny diplôme professionnel nefa mbola misy hatrany no fanatsarana tokony atao.
Niakatra ihany koa ny quotas raha nampitahana t@7em sy 8em vague satria raha haka ohatra isika Antsirabe2 vague 101 fa t@ity vague 1 nahazo 85,na izany aza anefa dia tsy mbola nahafapo io quota io satria tsy voahaja ny proportionnalité aka ohatra iray isika Antsirabe1 manana mpampianatra 150 nahazo quota 23 ary misy prise de service 2017 efa voaray fa Antsirabe2 mbola manana ENF 900 nefa 85 no quota no azony zany tokony ahazo 138 ra voahaja ny proportionnalité sady mbola prise de service 2008 noho izany dia takianay hatrany ny ametrahana io proportionnalité io fa io no rariny sy hitsiny.
Mikasika ny remplacement numérique ny sub rariny sy hitsiny tokoa ra jerena manokana ireo mpampianatra efa betaona fa tsy mety ilay critère raha hoan'ireo mpampianatra latsaky ny 45 fa tokony ny ancienneté ihany no anaovana azy.
Ny syndicat group-anneffa eto vakinankaratra dia miady mandrankariva hoantsika mpampianatra rehatra.

Address

Antsirabe
1

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Group-ANEFFA Vakinankaratra. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Group-ANEFFA Vakinankaratra.:

Share

Category