Atelier de Construction Manège Antsirabe

Atelier de Construction Manège Antsirabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Atelier de Construction Manège Antsirabe, Commercial property agent, Andrefatsena, Antsirabe.

Bienvenue sur notre page officielle ✨

Atelier de Construction Manege Antsirabe, Vente & Location de Manèges et Chevaux de Bois

🎠 Fabrication sur mesure |
🎡 Vente & Location |

📞 Contactez-nous :
☎️ 033 82 222 22(WhatsApp)
☎️ 038 82 622 22

Ny lanitr'i Tsarahonenana
15/06/2026

Ny lanitr'i Tsarahonenana

08/04/2026

MISAOTRA ANTSIRABE
Misaotra anareo rehetra tamin’ny fahatongavana sy ny fanohanana ❤️
Avy amin’ny A.C.M.A
Atelier de construction manège anstirabe ( Grande Roue 🎡)
Faly izahay nizara hafaliana sy ambiance taminareo 💥
Tsy ho adinonay ianareo…
mbola ho avy ny tsara kokoa!
👉 Mbola hihaona indray tsy ho ela
A.C.M.A ❤️

Mitohy foana ny fandraisana commande manege sy Cheval de bois

033 82 222 22
038 82 622 22

06/04/2026

Iza daholo ary ilay niaraka taminay teto tamin'ity p***a 2026 ity

MANKASITRAKA RY RETO AAH🥺🥰

🙏✨ FISAORANA LEHIBE ✨🙏
Mankasitraka indrindra anareo rehetra izay tonga sy nandray anjara teto aminay ❤️

Noho ianareo dia nahafinaritra sy nahomby ny fety 🎡🔥
Ny hafalianareo, ny orakoraka , ary ny fanohanana rehetra dia tena nahafinaritra anazy foana 💥
🙏 Misaotra betsaka tamin’ny fitokisana sy ny fiarahana
🙏 Misaotra tamin’ny support sy ny vibe tsara
Tsy ho adinonay ianareo… ary mbola maro ny zavatra tsara ho avy! 🚀
👉 Miandry anareo indray amin’ny manaraka!
ACMA – miaraka aminareo hatrany ❤️

06/04/2026

🔥🎡 ANTSIRABE IN ACTION 🎡🔥
Eto izahay akaikin’ny Pression Star Tour Antsirabe 🍻
Mafana ny ambiance!

🎶 Manal'azy ny olona hafaliana tsy manam-petra
🎡 Ilay grande roue 14m manjelatra, manome vue mahafinaritra
🔥 Pression bière + mozika = vibe tena izy
Tsy mijery fotsiny ianao… fa miaina ilay moment mihitsy 💥
👉 Iza no efa tonga teto?
👉 Iza no mbola ho avy?
ACMA – mitondra ny vibe sy ny ambiance eny an-toerana 🚀

🎡 Efa akaiky ny Fetin’ny P***a 🐣Ary efa manomboka ihany koa ny vanim-potoanan’ny fety eny ambanivohitra.Ho anareo te han...
13/03/2026

🎡 Efa akaiky ny Fetin’ny P***a 🐣

Ary efa manomboka ihany koa ny vanim-potoanan’ny fety eny ambanivohitra.

Ho anareo te handraharaha na hitady business maharitra.

izao no fotoana tsara hanombohana.

👉 Mividiana Manège na Cheval de Bois, dia afaka mandray vola mandritra ny taona maro.

Satria azo ampiasaina amin’ny:
🎉 Fety isan-karazany
🏫 Fetin-tsekoly
⛪ Fetin’ny fiangonana
🎪 Kermesse sy foire
👨‍👩‍👧‍👦 Hetsika sy lanonana maro

💰 Investissement indray mandeha, fa vola miditra matetika.

📍 Lieu : Antsirabe

📞 Raha mila fanazavana na te hividy :
☎ 033 82 222 22
☎ 038 82 622 22

Aza avela handalo ny opportunité, atombohy izao ny business-nao !

🎉 LOCATION CHÂTEAU GONFLABLE – PAW PATROL 🐾Faites le bonheur des enfants lors de vos anniversaires, fêtes, kermesses, év...
12/01/2026

🎉 LOCATION CHÂTEAU GONFLABLE – PAW PATROL 🐾
Faites le bonheur des enfants lors de vos anniversaires, fêtes, kermesses, événements scolaires ou communaux !

✨ Caractéristiques :
• Grand château gonflable à thème PAW PATROL
• Toboggan + espace de jeux
• Couleurs vives, très attractif pour les enfants
• Sécurisé, propre et bien entretenu
• Adapté aux enfants de 3 à 12 ans

🎈 Idéal pour :
✔ Anniversaire
✔ Événement familial
✔ Animation commerciale
✔ Fête d’école ou d’église

🚚 Service inclus :
• Livraison
• Installation & démontage
• Assistance si nécessaire

📍 Disponible à Antsirabe et environs
📞 Cont033 82 222 22 222 22 82 222 22 / 038 82 622 22

👉 Réservez dès maintenant, les dates partent vite !
Un maximum de rires et de souvenirs garantis 😄🎊

Cheval de bois amidyManana avantage be ianareo tia hiditra amin'ny resaka fandraharahanaParc d'attractionSekolyOlon'tsot...
11/01/2026

Cheval de bois amidy
Manana avantage be ianareo tia hiditra amin'ny resaka fandraharahana
Parc d'attraction
Sekoly
Olon'tsotra
Fiangonana
Izahay eto amin'ny Atelier de Construction Manège Antsirabe dia manolotra ity cheval de bois ity
Mandefa any amin'ny faritra izahay ary izahay ihany no mamita sy mampianatra ny montage any amin'izay toerana misy anao😊😊
Aza misalasala ary miantso ny laharana
03382222222
0388262222
Mankasitraka indrindra tompoko 😊

🛑🛑  #🛑🛑Ho anareo izay liana te hanangana manege manombokan'ny feetin'ny p***a dia fotoana izao hanaovanareo commande  Ma...
11/01/2026

🛑🛑 #🛑🛑
Ho anareo izay liana te hanangana manege manombokan'ny feetin'ny p***a dia fotoana izao hanaovanareo commande
Manège
Chevaux de Bois
Petit Train
Eto foana izahay ato amin'ny
Atelier de Construction Manège Antsirabe vonona hiara hiasa aminareo na hoan'ny location izany na avy dia hividy ianareo..
Mbola Manana manege vitsy2 izahay
disponible de suite mifanaraka tsara amin'ny budget anareo...(Ampanofaina sy amidy)
Koa aza misalasala ary miantso avy atrany ny
Numero
0338222222
0388262222
Na hiditra hafatra miafina avy atrany ..

Address

Andrefatsena
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Atelier de Construction Manège Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share