Césaire Antsirabe

Césaire Antsirabe Fournisseur de materiaux de construction de base à Antsirabe (sable, gravillon, moellon,…)

19/01/2026

gravillon 🚚
👉Antsirabe

14/01/2026


👉livraison zao maraina zao
✨ SABLE FANDALORANA ✨
Fasika voafantina tsara, madio ary malefaka, mety tsara ho an’ny:
✅ Fandalorana
✅ Finition trano
✅ Travaux propre sy matihanina

🚚 Livraison rapide
📏 Refy araka ny commande
💪 Kalité azo antoka, tsy misy loto

📞 Mifandraisa aminay raha mila devis na commande
👉 Miasa am-pahamarinana sy fahatokisana izahay

#0345978502

12/01/2026

🚚🧱 LIVRAISON MALAO androany – ANTSIRABE 🧱🚚

Mitady Malao matanjaka sy azo antoka ho an’ny fanorenanao ve ianao?
👉 Eto Antsirabe ihany, vonona ny hanompo anao izahay!

✅ Malao kalitao avo, voafantina tsara
✅ Mety tsara amin’ny trano, mur de clôture, fondation
✅ Livraison rapide & ara-potoana
✅ Vidiny mifanaraka amin’ny tsena Antsirabe

💪 Ataovy azo antoka ny asanao, misafidiana Malao matanjaka
📍 Livraison Antsirabe sy manodidina

📞 Antsoy avy hatrany / Message privé
📦 Raisina koa ny commande en quantité (chantier, entreprise, particulier)

🙏 Misaotra ireo mpanjifa matoky anay hatrany
☎️034 59 785 02
⌨️mp

11/01/2026

Tsy misy idiran’ny asa fa mba fifampizarana kely @ zao alahady izao
👉Amy faran’ny vidéo ny hafatra🙏
• “Tsikitsiky tsy misy tsiny, fitiavana madio 💕👼”

Zanaka malagasy 🙏
Mèteza ho toy ny zaza 😇

03/01/2026

Raha matahotra dia aleo tsy Mandray 😨

Amy vidéo manaraka asehoko eto ny reniny 😅

03/01/2026

💥Premier livraison sable t@ ity taona vaovao ity

🚚 livraison androany
👉Sable moyen

Mety tsara handalorana
☎️034 59 785 02
♦️ Antsirabe

01/01/2026

Tsy haritra ☀️🌈

Vao tonga ny taona dia niezaka ny nifoha maraina
MBA hifoka an’izany Rivotra ny taona vaovao izany
Ao @ vidéo enao mahita azy ✌️

Bonne année 🙏

31/12/2025

✨🚚 Livraison fasika farany androany faran’ny taona 🚚✨

🎊 Mirary faran’ny taona sambatra ho antsika rehetra 🎊
✨🎆 Mirary taona vaovao feno fahombiazana, fitahiana ary asa mandeha tsara 🎆✨

30/12/2025

💪 Fasika tsara = Béton matanjaka
Client efa mahatoky no mbola niverina naka fasika teto aminay,
👉 Ampiasaina amin’ny dalle faharoa indray izao ity Fasika ity
🚚 Livraison | ✅ Fasika madio
📩 Inbox na antsoy izahay!
☎️034 59 785 02

29/12/2025

Livraison moellon, miaraka @ lalana malama 😨
🧱 Moellon
🚚 Livraison Atsirabe
📞 034 59 785 02| 📩 Inbox

28/12/2025

🟡 SABLE construction dispo
🚚 Livraison

✔️ Mety amin’ny béton, dalle, crépissage (fandalorana)
💬 mandefasa mp
👉Antsirabe

27/12/2025

🚛 Manao livraison sable izahay
Sable madio, mety amin’ny trano sy construction rehetra.
📍 Tonga eny amy toerana misy anao
📞 Antsoy na alefaso message
👉 034 59 785 02
👉Antsirabe

Address

Mahazoarivo Sud
Antsirabe
110

Telephone

+261386824921

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Césaire Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category