Fianar Immobilier

Fianar Immobilier Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fianar Immobilier, Commercial property agent, Ambodirano, Fianarantsoa.

  ๐Ÿ‘‰Iray efitra iray : 100000ar hofany ( jiro sy rano mitambatra aminio )๐Ÿ‘‰Iray tranom-barotra : 120000ar .. afaka hivarot...
06/12/2025



๐Ÿ‘‰Iray efitra iray : 100000ar hofany ( jiro sy rano mitambatra aminio )
๐Ÿ‘‰Iray tranom-barotra : 120000ar .. afaka hivarotana tsara , amorondalana .

Droit de visite : 5000ar
Commission : 50% ร  payรฉ
Contact: 0349709789
Plus d'infos: mp

๐‡๐š๐ง๐จ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฉ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐š ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐จ๐ฌ๐š ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š ? Andeha haka ohatra mora takarina isika :๐Ÿ‘‰ Raha man...
30/07/2025

๐‡๐š๐ง๐จ๐Ÿ๐š ๐ญ๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐จ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฉ๐š๐ก๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐š ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐จ๐ฌ๐š ๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š ?

Andeha haka ohatra mora takarina isika :

๐Ÿ‘‰ Raha manofa trano 500 000 Ar isam-bolana ianao, dia 6 000 000 Ar isan-taona no laninao.

Saingy io vola io dia vola very, satria manome azy aminy tompotrano fotsiny ianao nefa tsy hiverina aminao.
Vola lanina foana fa trano tsy anananao.
Raha hofatrano ao anatinโ€™ny 15 taona zany efa 90 000 000 Ar ( navitana trano )

โธป

Andao jerentsika ity fomba faharoa :

๐Ÿ‘‰ Raha mividy trano aminโ€™ny alalanโ€™ny trosa aminโ€™ny banky ianao, ka mandoa 500 000 Ar isam-bolana ihany koa, izany hoe 6 000 000 Ar isan-taona ny vola laninao aminโ€™ilay trano.

Fa ny fahasamihafana dia hoe :
๐Ÿ”‘ tsy very io vola io, satria mampiditra anao tsikelikely ho tompon-trano afaka rampitso. Raha 90 000 000 Ar zany ohatra ny fitalbaranโ€™ny vola haloanao aminy banky dia vitanao izany afaka 15 taona ka azonao ilay trano.

โธป

Raha atao famintinana :

โ–ช Manofa = mandoa vola ho anโ€™ny tompotrano, nefa tsy mahazo trano na hanofa anatinโ€™ny 50 taona aza ianao fa ny tompony tompony ihany fa ianao mpanofa ihany

โ–ช Mitrosa = mandoa vola ho anโ€™ny banky, fa aminโ€™ny farany lasa anao ilay trano. Ao anatinโ€™ny fotoana voafetra ianao mandoa io vola io ka azonao ilay trano aveo.

Ary ny tena maha tsara ho fantatrao dia ny trano vitanโ€™ny 90 000 000 Ar androany tsy vitanโ€™ny 90 000 000 Ar intsony rampitso nohonโ€™ny fiakaranโ€™ny vidin-zavatra hanaovana azy.

Rehefa ny sasany mandany vola fotsiny, ny hafa kosa manova izany ho fananana maharitra.

Ary ahoana ny hevitrao ?

โธป

๐ŸŽ“ Zava-dehibe ny fanabeazana ara-bola aminy resaka trano ka aza ambanina.

Satria tsy ny hoe manana vola fotsiny no zava-dehibe, fa ny fahalalana ny fomba ampiasana azy no manavaka ireo manan-karena aminโ€™ny hafa.

๐Ÿ“ข Araho ity pejy ity raha te hahalala ny resaka fananana trano sy ny business immobilier ianao

Ny pejitsika Fianar Immobilier

Trano ahofa Ambodirano Efitra 2 ,lakozia iray ,anaty la cour,ankaiky pompe Hofany: 100000ar Droit de visite: 5000ar Comm...
01/03/2025

Trano ahofa Ambodirano
Efitra 2 ,lakozia iray ,anaty la cour,ankaiky pompe

Hofany: 100000ar
Droit de visite: 5000ar
Commission : 50% ร  payer
Contact : 0349709789

โŒ๐๐š๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š๐จ ? โŒ๐Ÿ‘‰ Antony telo (03) hampiasana vola aminโ€™ny tanindrazana ...
19/12/2024

โŒ๐๐š๐ก๐จ๐š๐ง๐š ๐ข๐š๐ง๐š๐จ ๐ง๐จ ๐ญ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š ๐ฏ๐จ๐ฅ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐ข๐ง๐๐ซ๐š๐ณ๐š๐ง๐š๐จ ? โŒ

๐Ÿ‘‰ Antony telo (03) hampiasana vola aminโ€™ny tanindrazana

1- Lova ho anโ€™ny taranaka
"Ny tany no fananana tsy mety ritra. Aminโ€™ny fampiasanao vola aminโ€™ny tanindrazanao, mamorona lova ho anโ€™ireo taranakao ianao, izay hitohy mandrakizay.ยซ

2- Fanohanana ny fampandrosoana
"Aminโ€™ny alร lanโ€™ny fampiasam-bola eto an-toerana, mandray anjara aminโ€™ny fampandrosoana ny tanindrazanao ianao, mamorona asa sy manohana ny toekarena."

3- Fifandraisana akaiky aminโ€™ny tany niaviana
"Na any an-tany lavitra aza ianao, ny fampiasam-bola aminโ€™ny tanindrazanao dia fomba iray hitazonana ny fifandraisanao aminโ€™ny firenenao sy ny kolontsainao."

๐Ÿ‘‰ MASTER IMMO dia vonona hanampy anao tsara anantanteraka izany tetikasa izany

Trano Tanambao Ahofa
27/11/2024

Trano Tanambao Ahofa

Trano ahofa   Trano 3 piรจces :-2 chambres ( carreaux tsara Kely ๐Ÿคฉ )-Avec  Cuisine ,efa misy rano mitokana ๐Ÿ’–- Mitokana do...
23/11/2024

Trano ahofa

Trano 3 piรจces :
-2 chambres ( carreaux tsara Kely ๐Ÿคฉ )
-Avec Cuisine ,efa misy rano mitokana ๐Ÿ’–
- Mitokana do**he s'y WC
Hofany: 400000ar
Commission : 40% ร  payer
Droit de visite : 5000ar
Contact : 0349709789
Nb: pas plus de 3 personnes.

26/10/2024

Trano antarandolo:
100000ar sy 50000ar miaraka jiro sy rano Efitra iray :
Contact :0349709789

Torohevitra ho anโ€™ireo mikasa hividy tany.Tsy hanenenanao ny mamaky ity fizarana ity ka araho ary ampiaro 1. Aza mividy ...
10/10/2024

Torohevitra ho anโ€™ireo mikasa hividy tany.

Tsy hanenenanao ny mamaky ity fizarana ity ka araho ary ampiaro

1. Aza mividy tany aminโ€™ny toerana tsy tianao
Ny tany no toerana hitoeranao mandritra ny fotoana maharitra, ary mety hisy fiantraikany koa aminโ€™ny taranakao. Na dia misy fotoana maika hividy aza, tsara kokoa ny miandry ny tena tany mety, toy izay hanaiky ilay tsy tianao.

2. Tadiavo ny tany manana โ€œtitre et bornรฉโ€
Rehefa mividy tany dia ilaina ny misafidy ilay manana titrรฉ et bornรฉ. Io no antoka fa voafehy tsara ara-dalร na ny tany, ary afaka atao acte notariรฉ aoriana. Aza alaim-panahy aminโ€™ny vidiny mora raha tsy milamina ny antontan-taratasy, satria mety hiafara aminโ€™ny olana lehibe izany.

3. Aza miandry ela aminโ€™ny fijerena ny tany
Raha mahita tany mahaliana anao aminโ€™ny tranonkala na aminโ€™ny Facebook, aza miankina aminโ€™ny sary fotsiny. Tsara ny manao fitsirihana mivantana mba hahitanao ny zava-misy marina. Raha toa ka tsy mifanaraka aminโ€™ny zavatra lazainโ€™ny olona ny zava-misy any an-toerana, dia aza misalasala mandร  ny handoa vola, anisanโ€™izany ny โ€œdroit de visiteโ€.

4. Aza miditra aminโ€™ny varotra maika sy sarotra
Aminโ€™ny fotoana maro, ny tompony na ny mpanera dia mety mampiakatra ny vidiny aminโ€™ny tany any aminโ€™ny tanร n-dehibe. Raha tsy maharaka ny tetibolanao, dia ahaiza mijery ny tany ivelanโ€™ny ville. Tsara foana ny mijery safidy hafa aminโ€™ny toerana mety sy mifanaraka aminโ€™ny tetibola. Ny zava-dehibe dia ny fandinihana tsara ny antontan-taratasy sy ny maha-ara-dalร na ny tany alohanโ€™ny handoavana vola.

5. Mitarazoka sy misoloky ny mpanera
Betsaka ny mpanera manararaotra ny olona maika hividy tany, indrindra ireo mitady vola haingana. Koa misoroka aminโ€™ny fisolokiana sy ny fanerena avy aminโ€™ny mpanera, ary tsara koa ny manatona olona mahay na mpisolovava raha tsy azo antoka ny taratasy.

6. Raiso ny fotoana hikarakarana
Efa misy ny olona mitady tany nandritra ny taona maro satria aleo tsy maika raha mbola tsy azo antoka ny zava-drehetra. Tonga hatrany ny anjara raha mikaroka tsara sy mailo.

Aminโ€™ny ankapobeny, ny fividianana tany dia dingana lehibe mitaky fandinihana sy fitandremana. Mahaiza misafidy am-pitandremana ary mandray torohevitra aminโ€™ireo mahay ny resaka antontan-taratasy mba hisorohana ny olana.

Raha mitady tany ara-dalana kosa ianao dia aza misalasala manitany fa manana maro afaka hisafidiananao izahay.

Immo

  trano ahofa Trano ahofa Tanambao Hofany: 200000ar raha toaka 250000ar talohaEfitra 2 , misy rano ,do**he sy wc ao anat...
22/08/2024

trano ahofa
Trano ahofa Tanambao
Hofany: 200000ar raha toaka 250000ar taloha
Efitra 2 , misy rano ,do**he sy wc ao anatiny
Misy lakozia.

Droit de visite : 5000ar
Commission : 50 % ร  payer si ok
Contact : 034 97 097 89

22/08/2024

Mitondra vao2 raha ela2 tsy hita :
Trano 2 ร  tanambao
๐Ÿ‘‰100000ar
๐Ÿ‘‰200000ar

Trano ahoafa tanambao Efitra iray , anaty la cour Malalaka lavarangana Hofany: 100000ar  , carreaux Misy do**he sy wc Dr...
06/04/2024

Trano ahoafa tanambao
Efitra iray , anaty la cour
Malalaka lavarangana
Hofany: 100000ar , carreaux
Misy do**he sy wc
Droit de visite : 5000ar
Commission : 50% ร  payer

Nb: Misy 80000ar

Contact: 034 97 097 89

Address

Ambodirano
Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fianar Immobilier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fianar Immobilier:

Share