03/11/2022
Akory aby atsika rehetra eto Ampitankely sy izay rehetra zanak'Ampitankely. Nataonay ity page ity mba ahafahantsika mifampizara ny vaovao izay hitantsika fa hampandroso ity Fokontanintsika ity. Aoka mba ny vaovao mahasoa sy mahakasika antsika ihany no alefa ato Azafady. misaotra sahady amin'ny fiaraha-miasa