Fifanampiana fanantany Fianarantsoa

Fifanampiana fanantany Fianarantsoa Manampy anao hafantatra ny zo sy ny lalana mahakasika ny fanantany

Jeudi 25 février 2026 indray no fotoana e!
24/02/2026

Jeudi 25 février 2026 indray no fotoana e!

Niverina indray ny porte ouverte ka tongava maro e! Rdv ny Zoma 05 Desambra 2025 tapak'andro maraina
28/11/2025

Niverina indray ny porte ouverte ka tongava maro e! Rdv ny Zoma 05 Desambra 2025 tapak'andro maraina

Miato 90 andro ny fangatahana tanim-panjakana.
15/02/2024

Miato 90 andro ny fangatahana tanim-panjakana.

Tany amidy Anosy F/tsoa:Cadeau tsara bé ka aza tara! 🎅🎅Tany tsara place be! Mahita ny Lac Anosy tsara mitsy! 🚣🚣‍♀️ Sady ...
26/11/2023

Tany amidy Anosy F/tsoa:
Cadeau tsara bé ka aza tara! 🎅🎅
Tany tsara place be! Mahita ny Lac Anosy tsara mitsy! 🚣🚣‍♀️ Sady efa titré no borné @ olona iray ka miandry anao sisa e! 🙏🙏
Velarany 300m2 bé zao!
Ny vidiny ny mètre carré dia 120.000 ariary fotsiny!
Ny tena mo gasy de mbola afaka miady kely enao e!🤑🤑
Mp malaky! 📩🗨️📩
☎️ 0343802225

Resaka lova ty rzareo a! Ilay sujet tena manitra b! K*k
27/10/2023

Resaka lova ty rzareo a! Ilay sujet tena manitra b! K*k

Empiétement na fifanitsahana
14/10/2023

Empiétement na fifanitsahana

Zoma voalohany ndray
02/10/2023

Zoma voalohany ndray

Nahaliana ny olona tokoa ity resaka boky sy plan rovitra ity!Fotoana manaraka @ octobre indray. Manatena ny fahatongavan...
02/09/2023

Nahaliana ny olona tokoa ity resaka boky sy plan rovitra ity!
Fotoana manaraka @ octobre indray.
Manatena ny fahatongavan-tsika maro hatrany

Boky sy plan rovitra
28/08/2023

Boky sy plan rovitra

Ny tontolon'ny kara-tany indray no ho resahina @ zoma izao. Tongava maro
01/08/2023

Ny tontolon'ny kara-tany indray no ho resahina @ zoma izao. Tongava maro

Address

Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fifanampiana fanantany Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fifanampiana fanantany Fianarantsoa:

Share