Trano ahofa

Trano ahofa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Trano ahofa, Real Estate, Talatamaty, Fianarantsoa.

Miarahaba e ! Une pièce à louer Offert pour un(e) étudiant(e) Lieu : Talatamaty Tout près de l'église catholique Sécurit...
14/03/2025

Miarahaba e !

Une pièce à louer
Offert pour un(e) étudiant(e)
Lieu : Talatamaty
Tout près de l'église catholique
Sécurité assurée
Eau potable et électricité JIRAMA
infoline : 0344824550

Miarahaba e ! Tolotra ho anao mpianatra Trano efitra iray lehibe (7m*4m) Rihana faharoa Talatamaty Fianarantsoa Akaikin'...
10/03/2025

Miarahaba e !
Tolotra ho anao mpianatra
Trano efitra iray lehibe (7m*4m)
Rihana faharoa
Talatamaty Fianarantsoa
Akaikin'ny Paroasy Maria Manjaka
Voafefy tamboho manodidina
Toilette qualité moderne
Misy rano an-tokotany sy jiro JIRAMA

034 48 245 50
Izay liana
Tsy misy droit de visite

15/12/2024

Efitrano roa malalaka ampanofaina aty Talatamaty.
Hafatra miafina raha liana

Offre ho an'ny mpianatra, efitra lehibe iray, en 2 è étage, misy jiro sy rano, cuisine mitokana, toilettes à la mode, co...
06/01/2024

Offre ho an'ny mpianatra, efitra lehibe iray, en 2 è étage, misy jiro sy rano, cuisine mitokana, toilettes à la mode, contact : 034 59 217 97
Toerana misy azy : Talatamaty Fianarantsoa

Address

Talatamaty
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trano ahofa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category