Tany na/sy Trano, Amidy Mora Mahajanga

Tany na/sy Trano, Amidy  Mora Mahajanga Vente et location terrain ou maison à Majunga. Contact rapide: 034 57 764 41/032 95 010 47
WhatsApp: 034 57 764 41

TRANO AMIDY MAHAJANGA 🏡🏡🏡Tany amidy efa misy trano 03  bungalow 👉 toerana :amborovy 2 ème position goudron 👉Tany 1000m2 ...
25/05/2026

TRANO AMIDY MAHAJANGA 🏡🏡🏡
Tany amidy efa misy trano 03 bungalow
👉 toerana :amborovy 2 ème position goudron
👉Tany 1000m2 mahery
taratasy :titré borne
👉efa.misy compteur jiro ,sady misy rano sy sateau d'eau
👉Raha mividy azy anao dia mandeha aminao hofany par jours efa réservé jiaby hatraminy septembre 2026
prix mp
Tel 0329501047/0345776441
WhatsApp :0345776441
droit de visite :10.000ar

🏡Trano vato vo vita  Sy tany amidy Mahajanga 💥toerana : Maroala 💥refiny :700m²💥refiny trano :144m²💥taratasy : titré born...
10/05/2026

🏡Trano vato vo vita Sy tany amidy Mahajanga
💥toerana : Maroala
💥refiny :700m²
💥refiny trano :144m²
💥taratasy : titré borné
💥2eme position Aminy lalatany madeha Amin coco beach
💥ambony :3chambres
👉1chambres parentale
💥ambany: living+cuisine américaine
👉misy do**he wc
👉efa misy jiro Sy rano
👉tokotany malalaka tsara
👉efa clôturé
👉Tsy lavitra plage Sy hôtel coco beach
☎️contact :0345776441/0329501047
📞WhatsApp :0345776441
droit de visite :10.000ar

Trano vato mbola tsy vita amidy Mahajanga 👉toerana : Ambondrona poto mainty👉taratasy : reconnaissance 👉refiny:20 sur15👉R...
22/04/2026

Trano vato mbola tsy vita amidy Mahajanga
👉toerana : Ambondrona poto mainty
👉taratasy : reconnaissance
👉refiny:20 sur15
👉Refiny trano :12sur9
👉prix :350millions fmg miady varotra
👉2chambres coucher+salon américaine+cuisine+do**he Sy wc
👉misy terrasse Kely
👉1 er position Amin lalatany
👉 accès voiture
☎️contact :0345776441/0329501047
📞WhatsApp :0345776441
droit de visite :10.000ar

16/04/2026

afaka miara miasa
👉Raha manana trano na tany amidy anao dia afaka miditra mp n'a miatso direct 0345776441/0329501047

Tany amidy Mahajanga Toerana : Ambohimadamina Mahajanga 👉Refiny:550m²👉Taratasy : titré borné avec livre 👉 Prix :375milli...
16/04/2026

Tany amidy Mahajanga
Toerana : Ambohimadamina Mahajanga
👉Refiny:550m²
👉Taratasy : titré borné avec livre
👉 Prix :375millions fmg miady varotra
👉Accès voiture,akaiky poto jiro jirama
Afaka Tonga dia manorina trano avy hatrany
tsy lavitra arabe
☎️Contact :0345776441/0329501047
📞WhatsApp :0345776441
Droit de visite :10.000ar

TANY AMIDY MAHAJANGA 👉 Toerana :Belobaka ankaikiny terminus ligne 07  👉Refiny:1500m2 atao morcellement 500m2 minimum afa...
16/04/2026

TANY AMIDY MAHAJANGA
👉 Toerana :Belobaka ankaikiny terminus ligne 07
👉Refiny:1500m2 atao morcellement
500m2 minimum afaka Tonga dia makanizy rehetra
👉 Taratasy : titré borné
👉 Prix :175 millions fmg par 500m2
tsara toerana sady efa misy poto jiro sady efa misy rano jirama
tsy lavitra arrêt bus ihany koa
👉Résidentiel be
☎️ Contact :0345776441/0329501047
📞 WhatsApp :0345776441
droit de visite :10.000ar

👉Tany Amidy Eto Mahajanaga ,👉Refiny:700m² 👉 Taratasy :Titre borné mourcelement 👉Quartier antanimalanady ankaikiny lycée ...
13/04/2026

👉Tany Amidy Eto Mahajanaga ,

👉Refiny:700m²
👉 Taratasy :Titre borné mourcelement

👉Quartier antanimalanady ankaikiny lycée ,tsy lavitra goundronne

👉Accès voiture mp prix 250million à dbtr

☎️ contact :0345776441/0329501047
📞 WhatsApp :0345776441

TANY AMIDY MAHAJANGA 👉Toerana Amborovy 👉 Refiny :290 m2 👉 Taratasy :titré borne avec livre1 ère position lalantany efa m...
09/04/2026

TANY AMIDY MAHAJANGA
👉Toerana Amborovy
👉 Refiny :290 m2
👉 Taratasy :titré borne avec livre
1 ère position lalantany
efa misy trano 1 chambre sy vovo
misy poto jiro
efa vita fondation tamboho manodidina
prix:180 millions fmg miady varotra
Toerana calme Sady tsara bé
Aza tara f madalo n'y mora ei
☎️ Contact:0345776441/0329501047
📞 WhatsApp :0345776441

Tany amidy Mahajanga Toerana : amborovy akaikiny ancien piste Refiny :600m²Taratasy : reconnaissance Prix :350millions f...
04/04/2026

Tany amidy Mahajanga
Toerana : amborovy akaikiny ancien piste
Refiny :600m²
Taratasy : reconnaissance
Prix :350millions fmg miady varotra
Efa misy clôture
Efa misy trano gardien
Akaikiny poto jiro jirama
Accès voiture jusk anatiny la cour
Misy manga maniry
Afaka Tonga dia manorina trano avy hatrany
Contact :0345776441/0329501047
WhatsApp :0345776441
Droit de visite :10.000ar

Trano amidy Mahajanga 👉Toerana : Ambalavola 👉taratasy : titré borné avec livre  👉Refiny:225m²👉4chambres+salon+cuisine wc...
04/04/2026

Trano amidy Mahajanga
👉Toerana : Ambalavola
👉taratasy : titré borné avec livre
👉Refiny:225m²
👉4chambres+salon+cuisine wc sy do**he
👉misy garage
👉efa clôture
👉amorony lalana
👉efa misy jiro Sy rano
Tonga dia mipetraka avy hatrany
☎️contact: 0329501047/0345776441
📞 WhatsApp :0345776441
droit de visite :10.000ar

Address

Boulevard Markoz
Majunga
401

Telephone

+261345776441

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany na/sy Trano, Amidy Mora Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share