Nosy_Borah Investissement

Nosy_Borah Investissement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nosy_Borah Investissement, Property development, Ambodifotatra Sainte_Marie, Sainte-Marie.

Acheter ou vendre vos terrains ou votre Maison en tout faciliter avec N.B.I
25/08/2023

Acheter ou vendre vos terrains ou votre Maison en tout faciliter avec N.B.I

Terrains à vendreQuartier Saint_Joseph Sainte_Marie MadagascarSuperficie  345m² soit 15m/23mAccessible pour tuctuc ou cy...
20/08/2023

Terrains à vendre
Quartier Saint_Joseph Sainte_Marie Madagascar
Superficie 345m² soit 15m/23m
Accessible pour tuctuc ou cyclo-pousse
NB: Aucun intermédiaire
Pour plus d'info +261335723133

20/08/2023

IRETO AVY NY DINGANA ARAHINA RAHA HIVIDY NA HIVAROTRA TANY NY OLONA IRAY

✓Dingana 1 : Tena Ilaina ny fijerevana ifotony ilay tany hovidiana

✓Dingana 2 : Hanontaniana ny olona mipetraka aminy manodidina ilay tany raha sanatria ka misy ady tany

✓Dingana 3 : misafidy ny hanaovana ny acte " acte sous seing privé, na acte authentique na acte notariat"

✓Dingana 4 : mila tonga eo daholo ny mpivarotra sy ny mpividy amin'ny fotoana hanaovana ny acte" raha tsy izay dia manome procuration
NB: Ireto avy ny zavatra homanin'ny mpivarotra alohany handehanana hanao "acte de vente" :
☝️- Cerificat juridique (latsakin'ny 3 volana) isany 2 ( alaina eny amin'ny sampandraharahan'ny fananantany
☝️- dika mitovy ny karapanondro ny mpivarotra sy ny mpividy hamarinin'ny kaominina( latsakin'ny 3 volana) isany 2

☝️1-ny sarintany ( plan topographique ) isany 5 ny iray asiana " coordonnée)
☝️2-ny fanamarinam-ponenan'ny mpivarotra sy mpividy ( latsakin'ny 3 volana) isany 2
☝️3- Ny taratasy fiantohana soniavin'ny mpivarotra sy mpividy) legalisé en forme foncier isany 2
☝️4- taratasy fangatahana ataony mpividy hamadihana azy ilay boky tany "legalisé" soniavin'ny mpividy ihany isany 2
5- ny "Autorisation de transaction" alaina ao amin'ny Amenagement de territoire
☝️6-ny duplicata du titre

Address

Ambodifotatra Sainte_Marie
Sainte-Marie

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nosy_Borah Investissement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share